Al-Ma'arij · 43/44
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ma'arij
يَوْمَ يَخْرُجُونَ مِنَ الْأَجْدَاثِ سِرَاعًا كَأَنَّهُمْ إِلَىٰ نُصُبٍ يُوفِضُونَ ۝٤٣
Yawma yakhrujoona minal ajdaasi siraa`an ka anna hum ilaa nusubiny yoofidoon
📖 Dikany Malagasy
Andro izay hivoahan'izy ireo haingana ao am-pasana tahaky ny hihazakazaka ho eny amin'ny vatolahy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 41-44 — Surah Al-Ma'arij

41عَلَىٰ أَن نُّبَدِّلَ خَيْرًا مِّنْهُمْ وَمَا نَحْنُ بِمَسْبُوقِينَ
Hanolo azy ireo amin'ny tsaratsara kokoa, ary tsy misy afaka hisakana anay amin'izany.
42فَذَرْهُمْ يَخُوضُوا وَيَلْعَبُوا حَتَّىٰ يُلَاقُوا يَوْمَهُمُ الَّذِي يُوعَدُونَ
Avelao ary izy ireo ho tafalatsaka lalina amin'ny tsy finoany sy ho variana mandra-pifanenany amin'ilay andro nampitandremana azy ireo.
43يَوْمَ يَخْرُجُونَ مِنَ الْأَجْدَاثِ سِرَاعًا كَأَنَّهُمْ إِلَىٰ نُصُبٍ يُوفِضُونَ
Andro izay hivoahan'izy ireo haingana ao am-pasana tahaky ny hihazakazaka ho eny amin'ny vatolahy.
44خَاشِعَةً أَبْصَارُهُمْ تَرْهَقُهُمْ ذِلَّةٌ ۚ ذَٰلِكَ الْيَوْمُ الَّذِي كَانُوا يُوعَدُونَ
Ka hiondrika ny mason'izy ireo, hanarona azy ny fahafaham-baraka. Izany ilay andro nampitandremana azy ireo !
Al-Ma'arijFizahan-takila Koraña
44Andininy
MeccanRevelation
43Andininy

Fandikana — Al-Ma'arij 43

Surah Al-Ma'arij Andininy 43 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Andro izay hivoahan'izy ireo haingana ao am-pasana tahaky ny hihazakazaka…

Surah Andininy 43/44 — Surah Al-Ma'arij المعارج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ma'arij Henoy, Surah Al-Ma'arij Fandikana, Surah Al-Ma'arij mp3, Surah Al-Ma'arij pdf. Andininy 41–44. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers