Al-Ma'arij · 16/44
Fandikana Fanononana — Al-Ma'arij
نَزَّاعَةً لِّلشَّوَىٰ ۝١٦
Nazzaa`atal lishshawaa
📖 Dikany Malagasy
No hanala an-keriny ny hodi-doha.
🎧 Henoy

📜 Andininy 14-18 — Al-Ma'arij

14وَمَن فِي الْأَرْضِ جَمِيعًا ثُمَّ يُنجِيهِ
Sy izay rehetra eto an-tany izay afaka hanavotra azy.
15كَلَّا ۖ إِنَّهَا لَظَىٰ
Saingy tsy hisy izany fa afo mamaivay.
16نَزَّاعَةً لِّلشَّوَىٰ
No hanala an-keriny ny hodi-doha.
17تَدْعُو مَنْ أَدْبَرَ وَتَوَلَّىٰ
Antsoiny izay nanome lamosina sy nihataka.
18وَجَمَعَ فَأَوْعَىٰ
Ary nanangona sy nitahiry.
Al-Ma'arijFizahan-takila Koraña
44Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-Ma'arij 16

Surah Al-Ma'arij Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : No hanala an-keriny ny hodi-doha.

Surah Andininy 16/44 — Al-Ma'arij المعارج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ma'arij Henoy, Al-Ma'arij Fandikana, Al-Ma'arij mp3, Al-Ma'arij pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers