Al-Ma'arij · 10/44
Fandikana Fanononana — Al-Ma'arij
وَلَا يَسْأَلُ حَمِيمٌ حَمِيمًا ١٠
Transliteration
Wa laa yas`alu hameemun hameemaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary tsy hanontanian’ny namana mahatoky ny namany intsony.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 8-12 — Al-Ma'arij
8يَوْمَ تَكُونُ السَّمَاءُ كَالْمُهْلِ
Andro izay hahatonga ny lanitra ho toy ny vy miempo.
9وَتَكُونُ الْجِبَالُ كَالْعِهْنِ
Ary ireo tendrombohitra ho toy ny volon'ondry voahety.
10وَلَا يَسْأَلُ حَمِيمٌ حَمِيمًا
Ary tsy hanontanian’ny namana mahatoky ny namany intsony.
11يُبَصَّرُونَهُمْ ۚ يَوَدُّ الْمُجْرِمُ لَوْ يَفْتَدِي مِنْ عَذَابِ يَوْمِئِذٍ بِبَنِيهِ
Na dia mifankahita aza izy ireo. Amin’io andro io dia te-hanakalo ny famaizana azy ireo amin’ny fanomezana ireo zanany ny mpanao ratsy.
12وَصَاحِبَتِهِ وَأَخِيهِ
Ary ny vadiny, sy ny rahalahiny.
Al-Ma'arijFizahan-takila Koraña
44Andininy
MeccanRevelation
10Andininy
Fandikana — Al-Ma'arij 10
Surah Al-Ma'arij Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tsy hanontanian’ny namana mahatoky ny namany intsony.Surah Andininy 10/44 — Al-Ma'arij المعارج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ma'arij Henoy, Al-Ma'arij Fandikana, Al-Ma'arij mp3, Al-Ma'arij pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








