Al-Ma'arij · 39/44
Fandikana Fanononana — Al-Ma'arij
كَلَّا ۖ إِنَّا خَلَقْنَاهُم مِّمَّا يَعْلَمُونَ ۝٣٩
Kallaaa innaa khalaq nahum mimmaa ya`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Tsia ! Noharianay avy tamin'izay efa fantany izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 37-41 — Al-Ma'arij

37عَنِ الْيَمِينِ وَعَنِ الشِّمَالِ عِزِينَ
Tonga ny andiany avy an-kavanana sy an-kavia .
38أَيَطْمَعُ كُلُّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ أَن يُدْخَلَ جَنَّةَ نَعِيمٍ
Moa samy mitsiriritra ny ho ampidirina ao amin'ny zaridainan'ny fahasambarana va izy ireo ?
39كَلَّا ۖ إِنَّا خَلَقْنَاهُم مِّمَّا يَعْلَمُونَ
Tsia ! Noharianay avy tamin'izay efa fantany izy ireo.
40فَلَا أُقْسِمُ بِرَبِّ الْمَشَارِقِ وَالْمَغَارِبِ إِنَّا لَقَادِرُونَ
Tsia !Mianiana amin'ny Tompon'ireo fiposahana sy ny filentehana Aho, fa Izahay dia manana fahefana.
41عَلَىٰ أَن نُّبَدِّلَ خَيْرًا مِّنْهُمْ وَمَا نَحْنُ بِمَسْبُوقِينَ
Hanolo azy ireo amin'ny tsaratsara kokoa, ary tsy misy afaka hisakana anay amin'izany.
Al-Ma'arijFizahan-takila Koraña
44Andininy
MeccanRevelation
39Andininy

Fandikana — Al-Ma'arij 39

Surah Al-Ma'arij Andininy 39 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia ! Noharianay avy tamin'izay efa fantany izy ireo.

Surah Andininy 39/44 — Al-Ma'arij المعارج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ma'arij Henoy, Al-Ma'arij Fandikana, Al-Ma'arij mp3, Al-Ma'arij pdf. Andininy 37–41. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers