Al-Ma'arij · 20/44
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ma'arij
إِذَا مَسَّهُ الشَّرُّ جَزُوعًا ۝٢٠
Izaa massahush sharru jazoo`aa
📖 Dikany Malagasy
Kivy izy rehefa niharan’ny loza.

🎧 Henoy


📜 Andininy 18-22 — Surah Al-Ma'arij

18وَجَمَعَ فَأَوْعَىٰ
Ary nanangona sy nitahiry.
19۞ إِنَّ الْإِنسَانَ خُلِقَ هَلُوعًا
Eny ! Nohariana tsy hahatombina ny olombelona.
20إِذَا مَسَّهُ الشَّرُّ جَزُوعًا
Kivy izy rehefa niharan’ny loza.
21وَإِذَا مَسَّهُ الْخَيْرُ مَنُوعًا
Ary rehefa nahazo fahasoavana kosa dia fatra-pandà.
22إِلَّا الْمُصَلِّينَ
Afa-tsy ireo manatanteraka ny vavaka fanompoana.
Al-Ma'arijFizahan-takila Koraña
44Andininy
MeccanRevelation
20Andininy

Fandikana — Al-Ma'arij 20

Surah Al-Ma'arij Andininy 20 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Kivy izy rehefa niharan’ny loza.

Surah Andininy 20/44 — Surah Al-Ma'arij المعارج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ma'arij Henoy, Surah Al-Ma'arij Fandikana, Surah Al-Ma'arij mp3, Surah Al-Ma'arij pdf. Andininy 18–22. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers