Al-Ma'arij · 31/44
Fandikana Fanononana — Al-Ma'arij
فَمَنِ ابْتَغَىٰ وَرَاءَ ذَٰلِكَ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْعَادُونَ ٣١
Transliteration
Famanib taghaa waraaa`a zaalika fa ulaaa`ika humul `aadoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Fa izay mitady fahafinaretana ankoatr'izany kosa dia izy ireo tokoa no mpandika lalàna.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 29-33 — Al-Ma'arij
29وَالَّذِينَ هُمْ لِفُرُوجِهِمْ حَافِظُونَ
Ary ireo izay mitandrina amin'ny fahadiovam-pitondran-tenany.
30إِلَّا عَلَىٰ أَزْوَاجِهِمْ أَوْ مَا مَلَكَتْ أَيْمَانُهُمْ فَإِنَّهُمْ غَيْرُ مَلُومِينَ
ka tsy manao firaisana afa-tsy amin'ny vadiny, na amin'ny mpanompony, fa tsy azo omen-tsiny amin'izany izy ireo.
31فَمَنِ ابْتَغَىٰ وَرَاءَ ذَٰلِكَ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْعَادُونَ
Fa izay mitady fahafinaretana ankoatr'izany kosa dia izy ireo tokoa no mpandika lalàna.
32وَالَّذِينَ هُمْ لِأَمَانَاتِهِمْ وَعَهْدِهِمْ رَاعُونَ
Ary izay mitandrina ny fananana nankinina taminy sy manaja tanteraka ny fifanekena .
33وَالَّذِينَ هُم بِشَهَادَاتِهِمْ قَائِمُونَ
Ary mijoro ho vavolombelona amin'ny fahamarinana.
Al-Ma'arijFizahan-takila Koraña
44Andininy
MeccanRevelation
31Andininy
Fandikana — Al-Ma'arij 31
Surah Al-Ma'arij Andininy 31 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa izay mitady fahafinaretana ankoatr'izany kosa dia izy ireo tokoa…Surah Andininy 31/44 — Al-Ma'arij المعارج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ma'arij Henoy, Al-Ma'arij Fandikana, Al-Ma'arij mp3, Al-Ma'arij pdf. Andininy 29–33. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








