Al-Ma'arij · 37/44
Fandikana Fanononana — Al-Ma'arij
عَنِ الْيَمِينِ وَعَنِ الشِّمَالِ عِزِينَ ۝٣٧
Anil yameeni wa `anish shimaali `izeen
📖 Dikany Malagasy
Tonga ny andiany avy an-kavanana sy an-kavia .

🎧 Henoy


📜 Andininy 35-39 — Al-Ma'arij

35أُولَٰئِكَ فِي جَنَّاتٍ مُّكْرَمُونَ
Dia izy ireo no homem-boninahitra ao amin'ireo zaridaina.
36فَمَالِ الَّذِينَ كَفَرُوا قِبَلَكَ مُهْطِعِينَ
Inona ary no mahazo ireo tsy mpino no mihazakazaka manantona anao, manalava tenda ?
37عَنِ الْيَمِينِ وَعَنِ الشِّمَالِ عِزِينَ
Tonga ny andiany avy an-kavanana sy an-kavia .
38أَيَطْمَعُ كُلُّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ أَن يُدْخَلَ جَنَّةَ نَعِيمٍ
Moa samy mitsiriritra ny ho ampidirina ao amin'ny zaridainan'ny fahasambarana va izy ireo ?
39كَلَّا ۖ إِنَّا خَلَقْنَاهُم مِّمَّا يَعْلَمُونَ
Tsia ! Noharianay avy tamin'izay efa fantany izy ireo.
Al-Ma'arijFizahan-takila Koraña
44Andininy
MeccanRevelation
37Andininy

Fandikana — Al-Ma'arij 37

Surah Al-Ma'arij Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tonga ny andiany avy an-kavanana sy an-kavia .

Surah Andininy 37/44 — Al-Ma'arij المعارج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ma'arij Henoy, Al-Ma'arij Fandikana, Al-Ma'arij mp3, Al-Ma'arij pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers