Al-Ma'arij · 8/44
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ma'arij
يَوْمَ تَكُونُ السَّمَاءُ كَالْمُهْلِ ۝٨
Yawma takoonus samaaa`u kalmuhl
📖 Dikany Malagasy
Andro izay hahatonga ny lanitra ho toy ny vy miempo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah Al-Ma'arij

6إِنَّهُمْ يَرَوْنَهُ بَعِيدًا
Lavitra no fahitan’izy ireo izany.
7وَنَرَاهُ قَرِيبًا
Ary kanefa tena akaiky ny fahitanay azy.
8يَوْمَ تَكُونُ السَّمَاءُ كَالْمُهْلِ
Andro izay hahatonga ny lanitra ho toy ny vy miempo.
9وَتَكُونُ الْجِبَالُ كَالْعِهْنِ
Ary ireo tendrombohitra ho toy ny volon'ondry voahety.
10وَلَا يَسْأَلُ حَمِيمٌ حَمِيمًا
Ary tsy hanontanian’ny namana mahatoky ny namany intsony.
Al-Ma'arijFizahan-takila Koraña
44Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-Ma'arij 8

Surah Al-Ma'arij Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Andro izay hahatonga ny lanitra ho toy ny vy miempo.

Surah Andininy 8/44 — Surah Al-Ma'arij المعارج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ma'arij Henoy, Surah Al-Ma'arij Fandikana, Surah Al-Ma'arij mp3, Surah Al-Ma'arij pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers