Al-Ma'arij · 40/44
Fandikana Fanononana — Al-Ma'arij
فَلَا أُقْسِمُ بِرَبِّ الْمَشَارِقِ وَالْمَغَارِبِ إِنَّا لَقَادِرُونَ ۝٤٠
Falaaa uqsimu bi Rabbil mashaariqi wal maghaaribi innaa laqaadiroon
📖 Dikany Malagasy
Tsia !Mianiana amin'ny Tompon'ireo fiposahana sy ny filentehana Aho, fa Izahay dia manana fahefana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 38-42 — Al-Ma'arij

38أَيَطْمَعُ كُلُّ امْرِئٍ مِّنْهُمْ أَن يُدْخَلَ جَنَّةَ نَعِيمٍ
Moa samy mitsiriritra ny ho ampidirina ao amin'ny zaridainan'ny fahasambarana va izy ireo ?
39كَلَّا ۖ إِنَّا خَلَقْنَاهُم مِّمَّا يَعْلَمُونَ
Tsia ! Noharianay avy tamin'izay efa fantany izy ireo.
40فَلَا أُقْسِمُ بِرَبِّ الْمَشَارِقِ وَالْمَغَارِبِ إِنَّا لَقَادِرُونَ
Tsia !Mianiana amin'ny Tompon'ireo fiposahana sy ny filentehana Aho, fa Izahay dia manana fahefana.
41عَلَىٰ أَن نُّبَدِّلَ خَيْرًا مِّنْهُمْ وَمَا نَحْنُ بِمَسْبُوقِينَ
Hanolo azy ireo amin'ny tsaratsara kokoa, ary tsy misy afaka hisakana anay amin'izany.
42فَذَرْهُمْ يَخُوضُوا وَيَلْعَبُوا حَتَّىٰ يُلَاقُوا يَوْمَهُمُ الَّذِي يُوعَدُونَ
Avelao ary izy ireo ho tafalatsaka lalina amin'ny tsy finoany sy ho variana mandra-pifanenany amin'ilay andro nampitandremana azy ireo.
Al-Ma'arijFizahan-takila Koraña
44Andininy
MeccanRevelation
40Andininy

Fandikana — Al-Ma'arij 40

Surah Al-Ma'arij Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsia !Mianiana amin'ny Tompon'ireo fiposahana sy ny filentehana Aho, fa…

Surah Andininy 40/44 — Al-Ma'arij المعارج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ma'arij Henoy, Al-Ma'arij Fandikana, Al-Ma'arij mp3, Al-Ma'arij pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers