Ad-Dukhan · 2/59
Fandikana Fanononana — Surah Ad-Dukhan
وَالْكِتَابِ الْمُبِينِ ۝٢
Wal Kitaabil Mubeen
📖 Dikany Malagasy
Mianiana amin’ilay Boky (Koroany) mazava aho.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Ad-Dukhan

1حم
Hà, Mîm.
2وَالْكِتَابِ الْمُبِينِ
Mianiana amin’ilay Boky (Koroany) mazava aho.
3إِنَّا أَنزَلْنَاهُ فِي لَيْلَةٍ مُّبَارَكَةٍ ۚ إِنَّا كُنَّا مُنذِرِينَ
Nampidininay tamin’ny alina masina tokoa izy, fa Izahay no mpampitandrina,
4فِيهَا يُفْرَقُ كُلُّ أَمْرٍ حَكِيمٍ
Nandritra izany no nanapahana ny didy rehetra feno fahendrena.
Ad-DukhanFizahan-takila Koraña
59Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Ad-Dukhan 2

Surah Ad-Dukhan Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mianiana amin’ilay Boky (Koroany) mazava aho.

Surah Andininy 2/59 — Surah Ad-Dukhan الدخان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ad-Dukhan Henoy, Surah Ad-Dukhan Fandikana, Surah Ad-Dukhan mp3, Surah Ad-Dukhan pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers