Ad-Dukhan · 3/59
Fandikana Fanononana — Surah Ad-Dukhan
إِنَّا أَنزَلْنَاهُ فِي لَيْلَةٍ مُّبَارَكَةٍ ۚ إِنَّا كُنَّا مُنذِرِينَ ۝٣
Innaaa anzalnaahu fee lailatim mubaarakah; innaa kunnaa munzireen
📖 Dikany Malagasy
Nampidininay tamin’ny alina masina tokoa izy, fa Izahay no mpampitandrina,

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah Ad-Dukhan

1حم
Hà, Mîm.
2وَالْكِتَابِ الْمُبِينِ
Mianiana amin’ilay Boky (Koroany) mazava aho.
3إِنَّا أَنزَلْنَاهُ فِي لَيْلَةٍ مُّبَارَكَةٍ ۚ إِنَّا كُنَّا مُنذِرِينَ
Nampidininay tamin’ny alina masina tokoa izy, fa Izahay no mpampitandrina,
4فِيهَا يُفْرَقُ كُلُّ أَمْرٍ حَكِيمٍ
Nandritra izany no nanapahana ny didy rehetra feno fahendrena.
5أَمْرًا مِّنْ عِندِنَا ۚ إِنَّا كُنَّا مُرْسِلِينَ
Didy avy Aminay izany. Izahay no mandefa ireo iraka,
Ad-DukhanFizahan-takila Koraña
59Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Ad-Dukhan 3

Surah Ad-Dukhan Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nampidininay tamin’ny alina masina tokoa izy, fa Izahay no mpampitandrina,

Surah Andininy 3/59 — Surah Ad-Dukhan الدخان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ad-Dukhan Henoy, Surah Ad-Dukhan Fandikana, Surah Ad-Dukhan mp3, Surah Ad-Dukhan pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers