Al-Humazah · 2/9
Fandikana Fanononana — Surah Al-Humazah
الَّذِي جَمَعَ مَالًا وَعَدَّدَهُ ۝٢
Al-lazi jama`a maalaw wa`addadah
📖 Dikany Malagasy
Izay nanangona harena sy nanisa izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Al-Humazah

1وَيْلٌ لِّكُلِّ هُمَزَةٍ لُّمَزَةٍ
Loza ho an'izay mpanendrikendrika sy mpifosa !
2الَّذِي جَمَعَ مَالًا وَعَدَّدَهُ
Izay nanangona harena sy nanisa izany.
3يَحْسَبُ أَنَّ مَالَهُ أَخْلَدَهُ
Mihevitra izy fa ny harena dia hampaharitra azy mandrakizay.
4كَلَّا ۖ لَيُنبَذَنَّ فِي الْحُطَمَةِ
Tsia ! Tsy maintsy hatsipiko ao anaty Afo izy.
Al-HumazahFizahan-takila Koraña
9Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Humazah 2

Surah Al-Humazah Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izay nanangona harena sy nanisa izany.

Surah Andininy 2/9 — Surah Al-Humazah الهمزة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Humazah Henoy, Surah Al-Humazah Fandikana, Surah Al-Humazah mp3, Surah Al-Humazah pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers