At-Talaq · 10/12
Fandikana Fanononana — Surah At-Talaq
أَعَدَّ اللَّهُ لَهُمْ عَذَابًا شَدِيدًا ۖ فَاتَّقُوا اللَّهَ يَا أُولِي الْأَلْبَابِ الَّذِينَ آمَنُوا ۚ قَدْ أَنزَلَ اللَّهُ إِلَيْكُمْ ذِكْرًا ۝١٠
A`addal laahu lahum `azaaban shadeedan fattaqul laaha yaaa ulil albaab, allazeena aammanoo; qad anzalal laahu ilaikum zikraa
📖 Dikany Malagasy
Nanomana fanasaziana mafy ho azy ireo Allah;matahora an’Allah àry ianareo ry manan-tsaina, izay manam-pinoana. Nampidina fampahatsiarovana taminareo tokoa Allah.

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — Surah At-Talaq

8وَكَأَيِّن مِّن قَرْيَةٍ عَتَتْ عَنْ أَمْرِ رَبِّهَا وَرُسُلِهِ فَحَاسَبْنَاهَا حِسَابًا شَدِيدًا وَعَذَّبْنَاهَا عَذَابًا نُّكْرًا
Ary irifiry ireo tanàna no nandà ny didin’Allah sy ireo Irany. Nangatahanay tatitra hentitra izy ireo, ary nofaizinay tamin'ny famaizana tsy hay lazaina.
9فَذَاقَتْ وَبَالَ أَمْرِهَا وَكَانَ عَاقِبَةُ أَمْرِهَا خُسْرًا
Dia nanandrana ny vokatry ny fitondran-tenany izy ireo. Fa fahaverezana no vokatra farany tamin’izay nataony.
10أَعَدَّ اللَّهُ لَهُمْ عَذَابًا شَدِيدًا ۖ فَاتَّقُوا اللَّهَ يَا أُولِي الْأَلْبَابِ الَّذِينَ آمَنُوا ۚ قَدْ أَنزَلَ اللَّهُ إِلَيْكُمْ ذِكْرًا
Nanomana fanasaziana mafy ho azy ireo Allah;matahora an’Allah àry ianareo ry manan-tsaina, izay manam-pinoana. Nampidina fampahatsiarovana taminareo tokoa Allah.
11رَّسُولًا يَتْلُو عَلَيْكُمْ آيَاتِ اللَّهِ مُبَيِّنَاتٍ لِّيُخْرِجَ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ مِنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ ۚ وَمَن يُؤْمِن بِاللَّهِ وَيَعْمَلْ صَالِحًا يُدْخِلْهُ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا أَبَدًا ۖ قَدْ أَحْسَنَ اللَّهُ لَهُ رِزْقًا
Ireo iraka izay nilaza ireo andininy avy amin'I Allah, ho porofo mazava, mba hamoahana ireo mino sy manao asa soa avy ao amin’ny haizina, ho amin’ny hazavana, fa izay mino an’I Allah sy manao ny soa, dia hampidiriny ao amin’ireo zaridaina misy renirano mikoriana eo ambaniny, ka hitoetra ao mandrakizay doria, anjaram-pahasoavana tsara no hatolotr'I Allah ho azy.
12اللَّهُ الَّذِي خَلَقَ سَبْعَ سَمَاوَاتٍ وَمِنَ الْأَرْضِ مِثْلَهُنَّ يَتَنَزَّلُ الْأَمْرُ بَيْنَهُنَّ لِتَعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ وَأَنَّ اللَّهَ قَدْ أَحَاطَ بِكُلِّ شَيْءٍ عِلْمًا
Allah no nahary ny lanitra fito sy ny tany mitovy amin'izany. Midina eo anelanelan’izy ireo ny didiny, mba hahafantaranareo, fa mahefa ny zava-drehetra tokoa Allah, ary manenika ny zava-drehetra ny fahalalany.
At-TalaqFizahan-takila Koraña
12Andininy
MedinanRevelation
10Andininy

Fandikana — At-Talaq 10

Surah At-Talaq Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nanomana fanasaziana mafy ho azy ireo Allah;matahora an’Allah àry ianareo…

Surah Andininy 10/12 — Surah At-Talaq الطلاق (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Talaq Henoy, Surah At-Talaq Fandikana, Surah At-Talaq mp3, Surah At-Talaq pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers