Al-Hijr · 1/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
الر ۚ تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ وَقُرْآنٍ مُّبِينٍ ۝١
Alif-Laaam-Raa; tilka Aayaatul Kitaabi wa Qur-aa-nim Mubeen
📖 Dikany Malagasy
ALIF, LAM, RA, indro ireo andininy amin’ilay Bokin’ny fahazavana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Al-Hijr

1الر ۚ تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ وَقُرْآنٍ مُّبِينٍ
ALIF, LAM, RA, indro ireo andininy amin’ilay Bokin’ny fahazavana.
2رُّبَمَا يَوَدُّ الَّذِينَ كَفَرُوا لَوْ كَانُوا مُسْلِمِينَ
(Amin'ny Andro fitsarana farany), ireo tsy mpino dia haniry ho mpanetry tena (mpankato).
3ذَرْهُمْ يَأْكُلُوا وَيَتَمَتَّعُوا وَيُلْهِهِمُ الْأَمَلُ ۖ فَسَوْفَ يَعْلَمُونَ
Avelao izy ireo hisakafo, hifaly, ary hovariana amin’ny fanantenana, fa tsy ho ela izy ireo dia ahafantatra.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-Hijr 1

Surah Al-Hijr Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ALIF, LAM, RA, indro ireo andininy amin’ilay Bokin’ny fahazavana.

Surah Andininy 1/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers