Al-Waqi'ah · 2/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
لَيْسَ لِوَقْعَتِهَا كَاذِبَةٌ ۝٢
Laisa liwaq`atihaa kaazibah
📖 Dikany Malagasy
Dia tsy hisy hiampanga ny fiaviany ho lainga.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Al-Waqi'ah

1إِذَا وَقَعَتِ الْوَاقِعَةُ
Rehefa ho avy tokoa ny fisehoan-javatra.
2لَيْسَ لِوَقْعَتِهَا كَاذِبَةٌ
Dia tsy hisy hiampanga ny fiaviany ho lainga.
3خَافِضَةٌ رَّافِعَةٌ
Hampidina ny sasany izy fa hampiakatra ny hafa.
4إِذَا رُجَّتِ الْأَرْضُ رَجًّا
Rehefa hihorohoro mafy ny tany.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 2

Surah Al-Waqi'ah Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia tsy hisy hiampanga ny fiaviany ho lainga.

Surah Andininy 2/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers