Az-Zalzalah · 1/8
Fandikana Fanononana — Surah Az-Zalzalah
إِذَا زُلْزِلَتِ الْأَرْضُ زِلْزَالَهَا ۝١
Izaa zul zilatil ardu zil zaalaha
📖 Dikany Malagasy
Rehefa hihorohoro mafy arak'izay tsy izy ny tany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Az-Zalzalah

1إِذَا زُلْزِلَتِ الْأَرْضُ زِلْزَالَهَا
Rehefa hihorohoro mafy arak'izay tsy izy ny tany.
2وَأَخْرَجَتِ الْأَرْضُ أَثْقَالَهَا
ary hamoaka ny zava-draiketiny tao aminy izy.
3وَقَالَ الْإِنسَانُ مَا لَهَا
ka hiteny ny olombelona hoe : "inona no nahazo ny tany ?"
Az-ZalzalahFizahan-takila Koraña
8Andininy
MedinanRevelation
1Andininy

Fandikana — Az-Zalzalah 1

Surah Az-Zalzalah Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Rehefa hihorohoro mafy arak'izay tsy izy ny tany.

Surah Andininy 1/8 — Surah Az-Zalzalah الزلزلة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Az-Zalzalah Henoy, Surah Az-Zalzalah Fandikana, Surah Az-Zalzalah mp3, Surah Az-Zalzalah pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers