Surah Az-Zalzalah amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah Az-Zalzalah miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (8 Andininy — مدنية). Az-Zalzalah Henoy, Az-Zalzalah Fandikana, Az-Zalzalah mp3, Az-Zalzalah pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah Az-Zalzalah

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
—
x1
bismillah
إِذَا زُلْزِلَتِ الْأَرْضُ زِلْزَالَهَا ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Rehefa hihorohoro mafy arak'izay tsy izy ny tany.
وَأَخْرَجَتِ الْأَرْضُ أَثْقَالَهَا ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
ary hamoaka ny zava-draiketiny tao aminy izy.
وَقَالَ الْإِنسَانُ مَا لَهَا ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
ka hiteny ny olombelona hoe : "inona no nahazo ny tany ?"
يَوْمَئِذٍ تُحَدِّثُ أَخْبَارَهَا ۝٤
📖 Fandikana Andininy 4
Amin'izany andro izany ihany, dia hanambara ny vaovaony izy.
بِأَنَّ رَبَّكَ أَوْحَىٰ لَهَا ۝٥
📖 Fandikana Andininy 5
Araka izay nambaran'ny Tomponao taminy.
يَوْمَئِذٍ يَصْدُرُ النَّاسُ أَشْتَاتًا لِّيُرَوْا أَعْمَالَهُمْ ۝٦
📖 Fandikana Andininy 6
Amin'izany andro izany ihany, dia hivoaka ny fasany ny olombelona ka hisarantsaraka mba hampisehoany azy ireo ny asa vitan'izy ireo tsirairay avy.
فَمَن يَعْمَلْ مِثْقَالَ ذَرَّةٍ خَيْرًا يَرَهُ ۝٧
📖 Fandikana Andininy 7
Koa izay nanao hatsarana na dia bitika tokoa aza dia hahita izany.
وَمَن يَعْمَلْ مِثْقَالَ ذَرَّةٍ شَرًّا يَرَهُ ۝٨
📖 Fandikana Andininy 8
Ary toy izany koa izay nanao faharatsiana na dia bitika aza dia mbola hitany izany.
← 98 Az-Zalzalah (99/114) 100 →
Vakio Surah Az-Zalzalah Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

99الزلزلة Az-Zalzalah 📚 8 Andininy مدنية



Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers