Surah Az-Zalzalah pdf — Alaino (Malagasy)
Surah Az-Zalzalah pdf Malagasy — Alaino Surah Az-Zalzalah Fandikana. Surah Az-Zalzalah (Medinan) 8 Andininy.
Related
- Surah Az-Zalzalah FandikanaMalagasy
- Surah Az-Zalzalah mp3Henoy
- Quran Index Malagasy114
More Surah PDF
Surah Az-Zalzalah

ﮅﮆﮇﮈﮉ
99:1
Rehefa hihorohoro mafy arak'izay tsy izy ny tany.
ﮊﮋﮌﮍ
99:2
ary hamoaka ny zava-draiketiny tao aminy izy.
ﮎﮏﮐﮑﮒ
99:3
ka hiteny ny olombelona hoe : "inona no nahazo ny tany ?"
ﮓﮔﮕﮖ
99:4
Amin'izany andro izany ihany, dia hanambara ny vaovaony izy.
ﮗﮘﮙﮚﮛ
99:5
Araka izay nambaran'ny Tomponao taminy.
ﮜﮝﮞﮟﮠﮡﮢ
99:6
Amin'izany andro izany ihany, dia hivoaka ny fasany ny olombelona ka hisarantsaraka mba hampisehoany azy ireo ny asa vitan'izy ireo tsirairay avy.
ﮣﮤﮥﮦﮧﮨﮩ
99:7
Koa izay nanao hatsarana na dia bitika tokoa aza dia hahita izany.
ﮪﮫﮬﮭﮮﮯﮰ
99:8
Ary toy izany koa izay nanao faharatsiana na dia bitika aza dia mbola hitany izany.
Koraña Masina
Wednesday, September 9, 2026
Don't forget us in your sincere prayers







