5 Andininy · Meccan · Malagasy
bismillah
ﭤﭥﭦﭧﭨ
113:1 Lazao hoe : "Izaho dia mitady fiarovana avy amin'ny Tompon'ny maraina vao mangiran-dratsy,
ﭩﭪﭫﭬﭭ
113:2 manoloana ny haratsiana ataon’ny zavatra nohariany
ﭮﭯﭰﭱﭲﭳ
113:3 sy ny kitroky ny aizina rehefa alina tanteraka ny andro
ﭴﭵﭶﭷﭸﭹ
113:4 Hanohitra ny haratsian'ireo mpamosavy, mpitsoka amin'ny vona Izy,
ﭺﭻﭼﭽﭾﭿ
113:5 sy ny haratsian’ireo mpialona rehefa velom-pialonana

Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers