4 Andininy · Meccan · Malagasy
bismillah
ﭑﭒﭓﭔﭕ
112:1 Lazao hoe : "Allah dia Tokana."
ﭖﭗﭘ
112:2 Allah ilay hany ianteheran'ny rehetra.
ﭙﭚﭛﭜﭝ
112:3 Tsy niteraka Izy no tsy nateraka ihany koa.
ﭞﭟﭠﭡﭢﭣ
112:4 Ary tsy misy na dia iray aza mitovy Aminy.

Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers