Fussilata · 1/54
Fandikana Fanononana — Surah Fussilata
حم ۝١
Haa Meeem
📖 Dikany Malagasy
Hà, Mîm.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Fussilata

1حم
Hà, Mîm.
2تَنزِيلٌ مِّنَ الرَّحْمَٰنِ الرَّحِيمِ
Fanambarana nidina avy tamin’Ilay be fiantrana, Ilay be indrafo.
3كِتَابٌ فُصِّلَتْ آيَاتُهُ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لِّقَوْمٍ يَعْلَمُونَ
Boky misy andininy izay voalaza amin’ny antsipirihany, Koroany amin’ny fiteny arabo, ho an’ireo vahoaka mahafantatra izany,
FussilataFizahan-takila Koraña
54Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Fussilata 1

Surah Fussilata Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hà, Mîm.

Surah Andininy 1/54 — Surah Fussilata فصلت (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Fussilata Henoy, Surah Fussilata Fandikana, Surah Fussilata mp3, Surah Fussilata pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers