Fussilata · 2/54
Fandikana Fanononana — Surah Fussilata
تَنزِيلٌ مِّنَ الرَّحْمَٰنِ الرَّحِيمِ ۝٢
Tanzeelum Minar-Rahmaanir-Raheem
📖 Dikany Malagasy
Fanambarana nidina avy tamin’Ilay be fiantrana, Ilay be indrafo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-4 — Surah Fussilata

1حم
Hà, Mîm.
2تَنزِيلٌ مِّنَ الرَّحْمَٰنِ الرَّحِيمِ
Fanambarana nidina avy tamin’Ilay be fiantrana, Ilay be indrafo.
3كِتَابٌ فُصِّلَتْ آيَاتُهُ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لِّقَوْمٍ يَعْلَمُونَ
Boky misy andininy izay voalaza amin’ny antsipirihany, Koroany amin’ny fiteny arabo, ho an’ireo vahoaka mahafantatra izany,
4بَشِيرًا وَنَذِيرًا فَأَعْرَضَ أَكْثَرُهُمْ فَهُمْ لَا يَسْمَعُونَ
Mpilaza vaovao mahafaly sy mpampitandrina. Nefa ny ankamaroan’izy ireo, dia nihataka izany, ka tsy mandre izy ireo.
FussilataFizahan-takila Koraña
54Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Fussilata 2

Surah Fussilata Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fanambarana nidina avy tamin’Ilay be fiantrana, Ilay be indrafo.

Surah Andininy 2/54 — Surah Fussilata فصلت (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Fussilata Henoy, Surah Fussilata Fandikana, Surah Fussilata mp3, Surah Fussilata pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers