Al-Waqi'ah · 78/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
فِي كِتَابٍ مَّكْنُونٍ ۝٧٨
Fee kitaabim maknoon
📖 Dikany Malagasy
Ao anaty Boky voaaro tsara.

🎧 Henoy


📜 Andininy 76-80 — Al-Waqi'ah

76وَإِنَّهُ لَقَسَمٌ لَّوْ تَعْلَمُونَ عَظِيمٌ
Fa tena fianianana lehibe izany, raha mba fantatrareo mantsy.
77إِنَّهُ لَقُرْآنٌ كَرِيمٌ
Ary tena Koroany mendrika.
78فِي كِتَابٍ مَّكْنُونٍ
Ao anaty Boky voaaro tsara.
79لَّا يَمَسُّهُ إِلَّا الْمُطَهَّرُونَ
Ka izay voadio ihany no mikasika azy .
80تَنزِيلٌ مِّن رَّبِّ الْعَالَمِينَ
Fanambarana avy amin’ny Tompon’izao tontolo izao.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
78Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 78

Surah Al-Waqi'ah Andininy 78 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ao anaty Boky voaaro tsara.

Surah Andininy 78/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 76–80. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers