Al-Waqi'ah · 77/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
إِنَّهُ لَقُرْآنٌ كَرِيمٌ ۝٧٧
Innahoo la quraanun kareem
📖 Dikany Malagasy
Ary tena Koroany mendrika.

🎧 Henoy


📜 Andininy 75-79 — Surah Al-Waqi'ah

75۞ فَلَا أُقْسِمُ بِمَوَاقِعِ النُّجُومِ
Tsia ! Mianiana amin’ny alalan’ny toeran’ireo kintana eny amin’ny habakabaka Aho.
76وَإِنَّهُ لَقَسَمٌ لَّوْ تَعْلَمُونَ عَظِيمٌ
Fa tena fianianana lehibe izany, raha mba fantatrareo mantsy.
77إِنَّهُ لَقُرْآنٌ كَرِيمٌ
Ary tena Koroany mendrika.
78فِي كِتَابٍ مَّكْنُونٍ
Ao anaty Boky voaaro tsara.
79لَّا يَمَسُّهُ إِلَّا الْمُطَهَّرُونَ
Ka izay voadio ihany no mikasika azy .
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
77Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 77

Surah Al-Waqi'ah Andininy 77 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tena Koroany mendrika.

Surah Andininy 77/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 75–79. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers