Al-Anfal · 6/75
Fandikana Fanononana — Al-Anfal
يُجَادِلُونَكَ فِي الْحَقِّ بَعْدَمَا تَبَيَّنَ كَأَنَّمَا يُسَاقُونَ إِلَى الْمَوْتِ وَهُمْ يَنظُرُونَ ۝٦
Yujaadiloonaka fil haqqi ba`da maa tabaiyana kaannamaa yasaaqoona ilal mawti wa hum uanzuroon
📖 Dikany Malagasy
Miady hevitra aminao izy ireo momba ny fahamarinana taorian’ny nampazava miharihary izany, tahaka notarihina ho any amin’ny fahafatesana izy ireo, ary mahita maso izany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 4-8 — Al-Anfal

4أُولَٰئِكَ هُمُ الْمُؤْمِنُونَ حَقًّا ۚ لَّهُمْ دَرَجَاتٌ عِندَ رَبِّهِمْ وَمَغْفِرَةٌ وَرِزْقٌ كَرِيمٌ
Izy ireny no tena mpino marina, fa hanana voninahitra ambony any amin’ny Tompo zanahariny, ary famelan-keloka koa sy anjara fivelomana mendrika.
5كَمَا أَخْرَجَكَ رَبُّكَ مِن بَيْتِكَ بِالْحَقِّ وَإِنَّ فَرِيقًا مِّنَ الْمُؤْمِنِينَ لَكَارِهُونَ
Tahaka izany no namoahan’ny Tomponao anao tamim-pahamarinana avy tao amin’ny tranonao, na dia nankahala izany aza ny sasany tamin’ireo mpino.
6يُجَادِلُونَكَ فِي الْحَقِّ بَعْدَمَا تَبَيَّنَ كَأَنَّمَا يُسَاقُونَ إِلَى الْمَوْتِ وَهُمْ يَنظُرُونَ
Miady hevitra aminao izy ireo momba ny fahamarinana taorian’ny nampazava miharihary izany, tahaka notarihina ho any amin’ny fahafatesana izy ireo, ary mahita maso izany.
7وَإِذْ يَعِدُكُمُ اللَّهُ إِحْدَى الطَّائِفَتَيْنِ أَنَّهَا لَكُمْ وَتَوَدُّونَ أَنَّ غَيْرَ ذَاتِ الشَّوْكَةِ تَكُونُ لَكُمْ وَيُرِيدُ اللَّهُ أَن يُحِقَّ الْحَقَّ بِكَلِمَاتِهِ وَيَقْطَعَ دَابِرَ الْكَافِرِينَ
Ary raha nampanantena anareo Allah, ny fandresena iray tamin’ireo vondrona roa. ”Ianareo dia naniry ireo tsy mitam-piadiana, fa Allah kosa dia mila hampandresy ny fahamarinana ami’ny alalan’ny Teniny ka handripaka ireo tsy mpino rehetra.
8لِيُحِقَّ الْحَقَّ وَيُبْطِلَ الْبَاطِلَ وَلَوْ كَرِهَ الْمُجْرِمُونَ
Mba hanamafiana orina ny fandresen’ny fahamarinana sy hanafoanana ny tsy marina, na dia nankahala izany aza ireo mpanao heloka.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Anfal 6

Surah Al-Anfal Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Miady hevitra aminao izy ireo momba ny fahamarinana taorian’ny nampazava…

Surah Andininy 6/75 — Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anfal Henoy, Al-Anfal Fandikana, Al-Anfal mp3, Al-Anfal pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers