Al-Isra · 8/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
عَسَىٰ رَبُّكُمْ أَن يَرْحَمَكُمْ ۚ وَإِنْ عُدتُّمْ عُدْنَا ۘ وَجَعَلْنَا جَهَنَّمَ لِلْكَافِرِينَ حَصِيرًا ۝٨
Asaa rabbukum anyyarhamakum; wa in `uttum `udnaa; wa ja`alnaa jahannama lilkaafireena haseera
📖 Dikany Malagasy
Angamba hamindra fo aminareo ny Tomponareo (raha mibebaka ianareo). Nefa raha miverina (amin’ny fahotana) ianareo dia hiverina ihany koa Izahay (amin’ny fanasaziana). Ary nataonay toeram-pigadrana ny afobe, ho an’ireo tsy mpino.
🎧 Henoy

📜 Andininy 6-10 — Al-Isra

6ثُمَّ رَدَدْنَا لَكُمُ الْكَرَّةَ عَلَيْهِمْ وَأَمْدَدْنَاكُم بِأَمْوَالٍ وَبَنِينَ وَجَعَلْنَاكُمْ أَكْثَرَ نَفِيرًا
Avy eo, dia naverinay taminareo ny tanjaka hamaly faty azy ireo ary nampitomboinay tanjaka ianareo amin’ny fananana harena sy zanaka. Ka nataonay vahoaka maro an’isa tokoa ianareo.
7إِنْ أَحْسَنتُمْ أَحْسَنتُمْ لِأَنفُسِكُمْ ۖ وَإِنْ أَسَأْتُمْ فَلَهَا ۚ فَإِذَا جَاءَ وَعْدُ الْآخِرَةِ لِيَسُوءُوا وُجُوهَكُمْ وَلِيَدْخُلُوا الْمَسْجِدَ كَمَا دَخَلُوهُ أَوَّلَ مَرَّةٍ وَلِيُتَبِّرُوا مَا عَلَوْا تَتْبِيرًا
Raha manao ny tsara ianareo, dia nanao tsara tamin’ny tenanareo ihany ; ary raha manao ny ratsy ianareo dia ho anareo ihany. Ary rehefa tonga ny faminaniana farany, dia ny mba hampahorian'izy ireo ny endrikareo sy mba hidiran’izy ireo ao amin’ny toeram-pivavahana tahaka ny nidiran’izy ireo tamin’ny voalohany ary ny mba hanimban’izy ireo tanteraka izay voababon’izy ireo.
8عَسَىٰ رَبُّكُمْ أَن يَرْحَمَكُمْ ۚ وَإِنْ عُدتُّمْ عُدْنَا ۘ وَجَعَلْنَا جَهَنَّمَ لِلْكَافِرِينَ حَصِيرًا
Angamba hamindra fo aminareo ny Tomponareo (raha mibebaka ianareo). Nefa raha miverina (amin’ny fahotana) ianareo dia hiverina ihany koa Izahay (amin’ny fanasaziana). Ary nataonay toeram-pigadrana ny afobe, ho an’ireo tsy mpino.
9إِنَّ هَٰذَا الْقُرْآنَ يَهْدِي لِلَّتِي هِيَ أَقْوَمُ وَيُبَشِّرُ الْمُؤْمِنِينَ الَّذِينَ يَعْمَلُونَ الصَّالِحَاتِ أَنَّ لَهُمْ أَجْرًا كَبِيرًا
Marina fa ity Koroany ity dia mitari-dalana ho amin’ny fahitsiana kokoa, ary milaza vaovao mahafaly ho an’ireo mpino izay manao ny soa; fa tena ho azy ireo tokoa ny valisoa lehibe.
10وَأَنَّ الَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِالْآخِرَةِ أَعْتَدْنَا لَهُمْ عَذَابًا أَلِيمًا
Ary marina fa ireo izay tsy mino ny any ankoatra kosa, dia homaninay ho azy ireo ny famaizana mamirifiry.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-Isra 8

Surah Al-Isra Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Angamba hamindra fo aminareo ny Tomponareo (raha mibebaka ianareo). Nefa…

Surah Andininy 8/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers