Al-Kahf · 53/110
Fandikana Fanononana — Al-Kahf
وَرَأَى الْمُجْرِمُونَ النَّارَ فَظَنُّوا أَنَّهُم مُّوَاقِعُوهَا وَلَمْ يَجِدُوا عَنْهَا مَصْرِفًا ۝٥٣
Wa ra al mujrimoonan Naara fazannooo annahum muwaaqi`oohaa wa lam yajidoo `anhaa masrifaa
📖 Dikany Malagasy
Ho ahita ny Afo ireo mpanao heloka bevava. Ka mihevitra izy ireo fa ho alatsaka ao ary tsy hahita fialana avy ao.
🎧 Henoy

📜 Andininy 51-55 — Al-Kahf

51۞ مَّا أَشْهَدتُّهُمْ خَلْقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَلَا خَلْقَ أَنفُسِهِمْ وَمَا كُنتُ مُتَّخِذَ الْمُضِلِّينَ عَضُدًا
Tsy nataoko vavolombelon’ny faharian’ireo lanitra sy ny tany izy ireo na amin’ny fahariana ny tenan’izy ireo. Ary tsy nandray ireo very lalana ho mpanampy Aho.
52وَيَوْمَ يَقُولُ نَادُوا شُرَكَائِيَ الَّذِينَ زَعَمْتُمْ فَدَعَوْهُمْ فَلَمْ يَسْتَجِيبُوا لَهُمْ وَجَعَلْنَا بَيْنَهُم مَّوْبِقًا
Ary amin’ny Andro izay hitenenany hoe : Antsoy ireo izay ihamboanareo fa mpiara- miombon'antoka Amiko”. Dia nantsoin’izy ireo tokoa izany, fa saingy tsy namaly azy izy ireo, ho asinay toeram-pahaverezana eo anelanelan’izy ireo.
53وَرَأَى الْمُجْرِمُونَ النَّارَ فَظَنُّوا أَنَّهُم مُّوَاقِعُوهَا وَلَمْ يَجِدُوا عَنْهَا مَصْرِفًا
Ho ahita ny Afo ireo mpanao heloka bevava. Ka mihevitra izy ireo fa ho alatsaka ao ary tsy hahita fialana avy ao.
54وَلَقَدْ صَرَّفْنَا فِي هَٰذَا الْقُرْآنِ لِلنَّاسِ مِن كُلِّ مَثَلٍ ۚ وَكَانَ الْإِنسَانُ أَكْثَرَ شَيْءٍ جَدَلًا
Ary efa nanazava amin’ny alalan’ny ohatra maro isan-karazany Izahay ho an’ny olona, ao anatin’ity Koro’any ity, nefa ny olombelona no be fifandirana indrindra amin’ny zava-drehetra.
55وَمَا مَنَعَ النَّاسَ أَن يُؤْمِنُوا إِذْ جَاءَهُمُ الْهُدَىٰ وَيَسْتَغْفِرُوا رَبَّهُمْ إِلَّا أَن تَأْتِيَهُمْ سُنَّةُ الْأَوَّلِينَ أَوْ يَأْتِيَهُمُ الْعَذَابُ قُبُلًا
Ary tsy nisy na inona na inona anakana ny olona tsy hino rehefa tonga tamin’izy ireo ny toro-lalana ary hangataka famelan-keloka amin’ny Tompony izy ireo, afa-tsy ny fiantraikan’ny fitsipika fototra nianjady tamin’ireo teo aloha amin’izy ireo na hiatrika ny sazy izy ireo.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
53Andininy

Fandikana — Al-Kahf 53

Surah Al-Kahf Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho ahita ny Afo ireo mpanao heloka bevava. Ka mihevitra…

Surah Andininy 53/110 — Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Kahf Henoy, Al-Kahf Fandikana, Al-Kahf mp3, Al-Kahf pdf. Andininy 51–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers