Iloaran'i Imrana · 112/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
ضُرِبَتْ عَلَيْهِمُ الذِّلَّةُ أَيْنَ مَا ثُقِفُوا إِلَّا بِحَبْلٍ مِّنَ اللَّهِ وَحَبْلٍ مِّنَ النَّاسِ وَبَاءُوا بِغَضَبٍ مِّنَ اللَّهِ وَضُرِبَتْ عَلَيْهِمُ الْمَسْكَنَةُ ۚ ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ كَانُوا يَكْفُرُونَ بِآيَاتِ اللَّهِ وَيَقْتُلُونَ الْأَنبِيَاءَ بِغَيْرِ حَقٍّ ۚ ذَٰلِكَ بِمَا عَصَوا وَّكَانُوا يَعْتَدُونَ ۝١١٢
Duribat `alaihimuz zillatu aina maa suqifooo illaa bihablim minal laahi wa hablim minan naasi wa baaa`oo bighadabim minallaahi wa duribat `alaihimul maskanah; zaalika bi-annahum kaanoo yakfuroona bi Aayaatil laahi wa yaqtuloonal Ambiyaaa`a bighairi haqq; zaalika bimaa `asaw wa kaanoo ya`tadoon
📖 Dikany Malagasy
Mianjady amin’izy ireo ny fahafaham-baraka, n’aiza n’aiza misy azy ireo, raha tsy amin’ny alalan’ny famonjena avy amin’i Allah sy fifanekena avy amin’Olombelona. Nianjady tamin’izy ireo ny fahatezeran’i Allah, ary nianjady tamin’izy ireo ihany koa ny fahantrana. Izany, noho izy ireo tsy nino ireo fanambaran’i Allah, ary namono tsy ara-drariny ireo Mpaminany, ary koa noho izy ireo tsy nankato, sy nandika ny didy aman-dalàna.
🎧 Henoy

📜 Andininy 110-114 — Iloaran'i Imrana

110كُنتُمْ خَيْرَ أُمَّةٍ أُخْرِجَتْ لِلنَّاسِ تَأْمُرُونَ بِالْمَعْرُوفِ وَتَنْهَوْنَ عَنِ الْمُنكَرِ وَتُؤْمِنُونَ بِاللَّهِ ۗ وَلَوْ آمَنَ أَهْلُ الْكِتَابِ لَكَانَ خَيْرًا لَّهُم ۚ مِّنْهُمُ الْمُؤْمِنُونَ وَأَكْثَرُهُمُ الْفَاسِقُونَ
Ianareo no vahoaka mendrika indrindra navoaka ho an’ny Olombelona, handidy sy handrara amin’ny ratsy Ianareo, ary mino Allah. Raha nino ireo Olon’ny Boky, dia tsara tokoa ho azy ireo izany. Nisy tamin’izy ireo anefa no tena mpino, fa ny ankamaron’izy ireo kosa dia mpanao ratsy.
111لَن يَضُرُّوكُمْ إِلَّا أَذًى ۖ وَإِن يُقَاتِلُوكُمْ يُوَلُّوكُمُ الْأَدْبَارَ ثُمَّ لَا يُنصَرُونَ
Tsy hahavita ratsy mihitsy Aminareo izy ireo, afa-tsy ny fanelingelenana. Ary rehefa miady Aminareo izy ireo dia hitodi-damosina, avy eo dia tsy hisy hanavotra izy ireo.
112ضُرِبَتْ عَلَيْهِمُ الذِّلَّةُ أَيْنَ مَا ثُقِفُوا إِلَّا بِحَبْلٍ مِّنَ اللَّهِ وَحَبْلٍ مِّنَ النَّاسِ وَبَاءُوا بِغَضَبٍ مِّنَ اللَّهِ وَضُرِبَتْ عَلَيْهِمُ الْمَسْكَنَةُ ۚ ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ كَانُوا يَكْفُرُونَ بِآيَاتِ اللَّهِ وَيَقْتُلُونَ الْأَنبِيَاءَ بِغَيْرِ حَقٍّ ۚ ذَٰلِكَ بِمَا عَصَوا وَّكَانُوا يَعْتَدُونَ
Mianjady amin’izy ireo ny fahafaham-baraka, n’aiza n’aiza misy azy ireo, raha tsy amin’ny alalan’ny famonjena avy amin’i Allah sy fifanekena avy amin’Olombelona. Nianjady tamin’izy ireo ny fahatezeran’i Allah, ary nianjady tamin’izy ireo ihany koa ny fahantrana. Izany, noho izy ireo tsy nino ireo fanambaran’i Allah, ary namono tsy ara-drariny ireo Mpaminany, ary koa noho izy ireo tsy nankato, sy nandika ny didy aman-dalàna.
113۞ لَيْسُوا سَوَاءً ۗ مِّنْ أَهْلِ الْكِتَابِ أُمَّةٌ قَائِمَةٌ يَتْلُونَ آيَاتِ اللَّهِ آنَاءَ اللَّيْلِ وَهُمْ يَسْجُدُونَ
Tsy mitovy avokoa izy ireo. Misy amin’ireo Olon’ny Boky, vahoaka mijoro, mamaky ny Fanambaran’i Allah mandritra ny alina no sady miankohoka izy ireo.
114يُؤْمِنُونَ بِاللَّهِ وَالْيَوْمِ الْآخِرِ وَيَأْمُرُونَ بِالْمَعْرُوفِ وَيَنْهَوْنَ عَنِ الْمُنكَرِ وَيُسَارِعُونَ فِي الْخَيْرَاتِ وَأُولَٰئِكَ مِنَ الصَّالِحِينَ
Mino an’i Allah sy ny Andro farany izy ireo, mandidy amin’ny mendrika sy mandrarà amin’ny ratsy, ary mifaninana amin’ny fanaovana ireo asa soa. Fa izy ireny dia anisan’ireo Olona mpanao asa soa.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
112Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 112

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 112 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mianjady amin’izy ireo ny fahafaham-baraka, n’aiza n’aiza misy azy ireo,…

Surah Andininy 112/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 110–114. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers