Ya-Sina · 4/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
عَلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ ۝٤
Alaa Siraatim Mustaqeem
📖 Dikany Malagasy
Anatin’ny làlana mahitsy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 2-6 — Surah Ya-Sina

2وَالْقُرْآنِ الْحَكِيمِ
Mianiana amin’ilay Kor’any feno fahendrena Aho,
3إِنَّكَ لَمِنَ الْمُرْسَلِينَ
Hamafisina, fa isan’ireo Iraka tokoa ianao (Mohammad),
4عَلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Anatin’ny làlana mahitsy.
5تَنزِيلَ الْعَزِيزِ الرَّحِيمِ
Fanambarana avy amin’ilay Tsitoha sy be indrafo,
6لِتُنذِرَ قَوْمًا مَّا أُنذِرَ آبَاؤُهُمْ فَهُمْ غَافِلُونَ
Mba hampitandremanao vahoaka iray, izay mbola tsy nahazo fampitandremana hatramin’ny razamben’izy ireo, ka dia tsy miraharaha izany izy ireo.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
4Andininy

Fandikana — Ya-Sina 4

Surah Ya-Sina Andininy 4 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Anatin’ny làlana mahitsy.

Surah Andininy 4/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 2–6. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers