Ya-Sina · 5/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
تَنزِيلَ الْعَزِيزِ الرَّحِيمِ ۝٥
Tanzeelal `Azeezir Raheem
📖 Dikany Malagasy
Fanambarana avy amin’ilay Tsitoha sy be indrafo,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 3-7 — Surah Ya-Sina

3إِنَّكَ لَمِنَ الْمُرْسَلِينَ
Hamafisina, fa isan’ireo Iraka tokoa ianao (Mohammad),
4عَلَىٰ صِرَاطٍ مُّسْتَقِيمٍ
Anatin’ny làlana mahitsy.
5تَنزِيلَ الْعَزِيزِ الرَّحِيمِ
Fanambarana avy amin’ilay Tsitoha sy be indrafo,
6لِتُنذِرَ قَوْمًا مَّا أُنذِرَ آبَاؤُهُمْ فَهُمْ غَافِلُونَ
Mba hampitandremanao vahoaka iray, izay mbola tsy nahazo fampitandremana hatramin’ny razamben’izy ireo, ka dia tsy miraharaha izany izy ireo.
7لَقَدْ حَقَّ الْقَوْلُ عَلَىٰ أَكْثَرِهِمْ فَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ
Tanteraka tokoa ny teny [sazy famaizana] natao tamin’ny ankamaroan’izy ireo, fa tsy hino izany mihitsy izy ireo.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Ya-Sina 5

Surah Ya-Sina Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fanambarana avy amin’ilay Tsitoha sy be indrafo,

Surah Andininy 5/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers