Qafy · 1/45
Fandikana Fanononana — Surah Qafy
ق ۚ وَالْقُرْآنِ الْمَجِيدِ ۝١
Qaaaf; wal Qur aanil Majeed
📖 Dikany Malagasy
Qâf. Mianiana amin’ny Koroany ilay be voninahitra Aho.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-3 — Surah Qafy

1ق ۚ وَالْقُرْآنِ الْمَجِيدِ
Qâf. Mianiana amin’ny Koroany ilay be voninahitra Aho.
2بَلْ عَجِبُوا أَن جَاءَهُم مُّنذِرٌ مِّنْهُمْ فَقَالَ الْكَافِرُونَ هَٰذَا شَيْءٌ عَجِيبٌ
Saingy talanjona izy ireo nahita ny iray tamin’izy ireo, tonga mpampitandrina teo aminy ka hoy ireo tsy mpino : ‘’ Zava-mahatalanjona izany ‘’.
3أَإِذَا مِتْنَا وَكُنَّا تُرَابًا ۖ ذَٰلِكَ رَجْعٌ بَعِيدٌ
Rehefa maty sy lasa vovoka va izahay(dia hatsangana indray) ? Fiverenana tena lavitra izany ’’.
QafyFizahan-takila Koraña
45Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Qafy 1

Surah Qafy Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Qâf. Mianiana amin’ny Koroany ilay be voninahitra Aho.

Surah Andininy 1/45 — Surah Qafy ق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Qafy Henoy, Surah Qafy Fandikana, Surah Qafy mp3, Surah Qafy pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers