Al-An'am · 97/165
Fandikana Fanononana — Surah Al-An'am
وَهُوَ الَّذِي جَعَلَ لَكُمُ النُّجُومَ لِتَهْتَدُوا بِهَا فِي ظُلُمَاتِ الْبَرِّ وَالْبَحْرِ ۗ قَدْ فَصَّلْنَا الْآيَاتِ لِقَوْمٍ يَعْلَمُونَ ۝٩٧
Wa Huwal lazee ja`ala lakumun nujooma litahtadoo bihaa fee zulumaatil barri walbahr; qad fassalnal Aayaati liqawminy ya`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Ary Izy ilay nanao ho anareo ireo kintana mba hitari-dàlana anareo ao anatin’ny haizin’ny tanety sy ny ranomasina. Tena nohazavainay amin’ny an-tsipiriany ireo famantarana ho an’ireo vahoaka mahafantatra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 95-99 — Surah Al-An'am

95۞ إِنَّ اللَّهَ فَالِقُ الْحَبِّ وَالنَّوَىٰ ۖ يُخْرِجُ الْحَيَّ مِنَ الْمَيِّتِ وَمُخْرِجُ الْمَيِّتِ مِنَ الْحَيِّ ۚ ذَٰلِكُمُ اللَّهُ ۖ فَأَنَّىٰ تُؤْفَكُونَ
Tena marina fa I Allah dia mamaky mason’ny voa sy ny vihy, Izy no mamoaka ny velona avy amin’ny maty ary mamoaka ny maty avy amin’ny velona. Toy izany I Allah. Ka ahoana àry ianareo no mbola mivily làlana ?
96فَالِقُ الْإِصْبَاحِ وَجَعَلَ اللَّيْلَ سَكَنًا وَالشَّمْسَ وَالْقَمَرَ حُسْبَانًا ۚ ذَٰلِكَ تَقْدِيرُ الْعَزِيزِ الْعَلِيمِ
Izy no mpamoaka ny maraina mangiran-dratsy ary nataony ny alina ho fialan-tsasatra, ary ny masoandro sy ny volana ho fandrefesana ny fotoana. Izany no fandaharan’Ilay Mahery sy Ilay Mahalala ny zava-drehetra.
97وَهُوَ الَّذِي جَعَلَ لَكُمُ النُّجُومَ لِتَهْتَدُوا بِهَا فِي ظُلُمَاتِ الْبَرِّ وَالْبَحْرِ ۗ قَدْ فَصَّلْنَا الْآيَاتِ لِقَوْمٍ يَعْلَمُونَ
Ary Izy ilay nanao ho anareo ireo kintana mba hitari-dàlana anareo ao anatin’ny haizin’ny tanety sy ny ranomasina. Tena nohazavainay amin’ny an-tsipiriany ireo famantarana ho an’ireo vahoaka mahafantatra.
98وَهُوَ الَّذِي أَنشَأَكُم مِّن نَّفْسٍ وَاحِدَةٍ فَمُسْتَقَرٌّ وَمُسْتَوْدَعٌ ۗ قَدْ فَصَّلْنَا الْآيَاتِ لِقَوْمٍ يَفْقَهُونَ
Ary Izy no Nahary anareo avy amin’ny vatana iray (Adam). Ary nametraka toerana maharitra ho anareo Izy (eto an-tany na ao am-bohoka) ary koa toerana (fitehirizana). Efa nasehonay amin’ny an-tsipiriany ireo famantarana ho an’ireo vahoaka mahatakatra.
99وَهُوَ الَّذِي أَنزَلَ مِنَ السَّمَاءِ مَاءً فَأَخْرَجْنَا بِهِ نَبَاتَ كُلِّ شَيْءٍ فَأَخْرَجْنَا مِنْهُ خَضِرًا نُّخْرِجُ مِنْهُ حَبًّا مُّتَرَاكِبًا وَمِنَ النَّخْلِ مِن طَلْعِهَا قِنْوَانٌ دَانِيَةٌ وَجَنَّاتٍ مِّنْ أَعْنَابٍ وَالزَّيْتُونَ وَالرُّمَّانَ مُشْتَبِهًا وَغَيْرَ مُتَشَابِهٍ ۗ انظُرُوا إِلَىٰ ثَمَرِهِ إِذَا أَثْمَرَ وَيَنْعِهِ ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكُمْ لَآيَاتٍ لِّقَوْمٍ يُؤْمِنُونَ
Ary Izy no nampidina ny ranon’orana avy any an-danitra. Avy amin’ny alàlan’izany no namoahanay ireo karazan-java-maniry rehetra, ny zava-maitso rehetra, ka namoahanay ireo voa mifanindry sy mifampitaingina ary avy amin’ny hazon’atrendry dia ireo sampan’atrendry miraviravy. Ary ireo zaridaim-boaloboka sy ny oliva ary ny apongamben-danitra mitovitovy na samihafa, jereo ny voankazony rehefa mamoha sy ny fahamasahany. Izany dia tena famantarana ho an’ireo vahoaka izay mino.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
97Andininy

Fandikana — Al-An'am 97

Surah Al-An'am Andininy 97 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary Izy ilay nanao ho anareo ireo kintana mba hitari-dàlana…

Surah Andininy 97/165 — Surah Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-An'am Henoy, Surah Al-An'am Fandikana, Surah Al-An'am mp3, Surah Al-An'am pdf. Andininy 95–99. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers