Al-An'am · 96/165
Fandikana Fanononana — Al-An'am
فَالِقُ الْإِصْبَاحِ وَجَعَلَ اللَّيْلَ سَكَنًا وَالشَّمْسَ وَالْقَمَرَ حُسْبَانًا ۚ ذَٰلِكَ تَقْدِيرُ الْعَزِيزِ الْعَلِيمِ ۝٩٦
Faaliqul isbaahi wa ja`alal laila sakananw washh shamsa walqamara husbaanaa; zaalika taqdeerul `Azeezil `Aleem
📖 Dikany Malagasy
Izy no mpamoaka ny maraina mangiran-dratsy ary nataony ny alina ho fialan-tsasatra, ary ny masoandro sy ny volana ho fandrefesana ny fotoana. Izany no fandaharan’Ilay Mahery sy Ilay Mahalala ny zava-drehetra.
🎧 Henoy

📜 Andininy 94-98 — Al-An'am

94وَلَقَدْ جِئْتُمُونَا فُرَادَىٰ كَمَا خَلَقْنَاكُمْ أَوَّلَ مَرَّةٍ وَتَرَكْتُم مَّا خَوَّلْنَاكُمْ وَرَاءَ ظُهُورِكُمْ ۖ وَمَا نَرَىٰ مَعَكُمْ شُفَعَاءَكُمُ الَّذِينَ زَعَمْتُمْ أَنَّهُمْ فِيكُمْ شُرَكَاءُ ۚ لَقَد تَّقَطَّعَ بَيْنَكُمْ وَضَلَّ عَنكُم مَّا كُنتُمْ تَزْعُمُونَ
Ary efa tena tonga irery aty Aminay ianareo tahaka ny namoronanay anareo tamin’ny voalohany, ary navelanareo any an-damosinareo izay rehetra nomenay anareo. Ary tsy hitanay miaraka aminareo mihitsy ireo mpanelanelana izay noheverinareo ho mpikambana (amin’I Allah). Tena efa tapaka ny fifandraisana nisy taminareo, ary niala lavitra anareo izay noheverinareo (ho mpanelanelana).
95۞ إِنَّ اللَّهَ فَالِقُ الْحَبِّ وَالنَّوَىٰ ۖ يُخْرِجُ الْحَيَّ مِنَ الْمَيِّتِ وَمُخْرِجُ الْمَيِّتِ مِنَ الْحَيِّ ۚ ذَٰلِكُمُ اللَّهُ ۖ فَأَنَّىٰ تُؤْفَكُونَ
Tena marina fa I Allah dia mamaky mason’ny voa sy ny vihy, Izy no mamoaka ny velona avy amin’ny maty ary mamoaka ny maty avy amin’ny velona. Toy izany I Allah. Ka ahoana àry ianareo no mbola mivily làlana ?
96فَالِقُ الْإِصْبَاحِ وَجَعَلَ اللَّيْلَ سَكَنًا وَالشَّمْسَ وَالْقَمَرَ حُسْبَانًا ۚ ذَٰلِكَ تَقْدِيرُ الْعَزِيزِ الْعَلِيمِ
Izy no mpamoaka ny maraina mangiran-dratsy ary nataony ny alina ho fialan-tsasatra, ary ny masoandro sy ny volana ho fandrefesana ny fotoana. Izany no fandaharan’Ilay Mahery sy Ilay Mahalala ny zava-drehetra.
97وَهُوَ الَّذِي جَعَلَ لَكُمُ النُّجُومَ لِتَهْتَدُوا بِهَا فِي ظُلُمَاتِ الْبَرِّ وَالْبَحْرِ ۗ قَدْ فَصَّلْنَا الْآيَاتِ لِقَوْمٍ يَعْلَمُونَ
Ary Izy ilay nanao ho anareo ireo kintana mba hitari-dàlana anareo ao anatin’ny haizin’ny tanety sy ny ranomasina. Tena nohazavainay amin’ny an-tsipiriany ireo famantarana ho an’ireo vahoaka mahafantatra.
98وَهُوَ الَّذِي أَنشَأَكُم مِّن نَّفْسٍ وَاحِدَةٍ فَمُسْتَقَرٌّ وَمُسْتَوْدَعٌ ۗ قَدْ فَصَّلْنَا الْآيَاتِ لِقَوْمٍ يَفْقَهُونَ
Ary Izy no Nahary anareo avy amin’ny vatana iray (Adam). Ary nametraka toerana maharitra ho anareo Izy (eto an-tany na ao am-bohoka) ary koa toerana (fitehirizana). Efa nasehonay amin’ny an-tsipiriany ireo famantarana ho an’ireo vahoaka mahatakatra.
Al-An'amFizahan-takila Koraña
165Andininy
MeccanRevelation
96Andininy

Fandikana — Al-An'am 96

Surah Al-An'am Andininy 96 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy no mpamoaka ny maraina mangiran-dratsy ary nataony ny alina…

Surah Andininy 96/165 — Al-An'am الأنعام (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-An'am Henoy, Al-An'am Fandikana, Al-An'am mp3, Al-An'am pdf. Andininy 94–98. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers