Al-Munafiqun · 3/11
Fandikana Fanononana — Al-Munafiqun
ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ آمَنُوا ثُمَّ كَفَرُوا فَطُبِعَ عَلَىٰ قُلُوبِهِمْ فَهُمْ لَا يَفْقَهُونَ ۝٣
Zaalika bi annahum aamanoo summa kafaroo fatubi`a `alaa quloobihim fahum laa yafqahoon
📖 Dikany Malagasy
Izany dia satria nino izy ireo, ary nandà indray ny finoana, ka voahidy ny fony, ary tsy mahafantatra na inona na inona izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-5 — Al-Munafiqun

1إِذَا جَاءَكَ الْمُنَافِقُونَ قَالُوا نَشْهَدُ إِنَّكَ لَرَسُولُ اللَّهِ ۗ وَاللَّهُ يَعْلَمُ إِنَّكَ لَرَسُولُهُ وَاللَّهُ يَشْهَدُ إِنَّ الْمُنَافِقِينَ لَكَاذِبُونَ
Rehefa tonga eo aminao ireo mpihatsaravelatsihy dia hoy izy ireo : Ekenay, fa Irak’I Allah tokoa ianao ; fantatr’I Allah fa tena irany ianao ; ary manamafy Allah, fa mpandainga ireo mpihatsaravelatsihy.
2اتَّخَذُوا أَيْمَانَهُمْ جُنَّةً فَصَدُّوا عَن سَبِيلِ اللَّهِ ۚ إِنَّهُمْ سَاءَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ataon’izy ireo ampinga ny fianianany, ka misakana ny lalan’Allah izy ireo. Tena ratsy tokoa izay nataony!
3ذَٰلِكَ بِأَنَّهُمْ آمَنُوا ثُمَّ كَفَرُوا فَطُبِعَ عَلَىٰ قُلُوبِهِمْ فَهُمْ لَا يَفْقَهُونَ
Izany dia satria nino izy ireo, ary nandà indray ny finoana, ka voahidy ny fony, ary tsy mahafantatra na inona na inona izy ireo.
4۞ وَإِذَا رَأَيْتَهُمْ تُعْجِبُكَ أَجْسَامُهُمْ ۖ وَإِن يَقُولُوا تَسْمَعْ لِقَوْلِهِمْ ۖ كَأَنَّهُمْ خُشُبٌ مُّسَنَّدَةٌ ۖ يَحْسَبُونَ كُلَّ صَيْحَةٍ عَلَيْهِمْ ۚ هُمُ الْعَدُوُّ فَاحْذَرْهُمْ ۚ قَاتَلَهُمُ اللَّهُ ۖ أَنَّىٰ يُؤْفَكُونَ
Fa rehefa mahita azy ireo ianao, dia ho sodokan’ny vatany ; ary raha miteny izy ireo, dia henoinao ny teniny. Tahaka ny kitay miankina izy ireo, ka heveriny ho famelezana azy avokoa ny hiaka rehetra. Izy ireo no fahavalo, koa mitandrema àry ianao amin’izy ireo. Handringana azy ireo anie Allah ! Fa indro mivily lalana izy ireo.
5وَإِذَا قِيلَ لَهُمْ تَعَالَوْا يَسْتَغْفِرْ لَكُمْ رَسُولُ اللَّهِ لَوَّوْا رُءُوسَهُمْ وَرَأَيْتَهُمْ يَصُدُّونَ وَهُم مُّسْتَكْبِرُونَ
Ary rehefa ilazana izy ireo hoe : Tongava ianareo mba hangatahan’ny irak’Allah famelana ho anareo, ahodin’izy ireo anefa ny lohany, ary hitanao mihataka izy ireo sady mirehareha.
Al-MunafiqunFizahan-takila Koraña
11Andininy
MedinanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Munafiqun 3

Surah Al-Munafiqun Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany dia satria nino izy ireo, ary nandà indray ny…

Surah Andininy 3/11 — Al-Munafiqun المنافقون (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Munafiqun Henoy, Al-Munafiqun Fandikana, Al-Munafiqun mp3, Al-Munafiqun pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers