At-Tawbah · 1/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
بَرَاءَةٌ مِّنَ اللَّهِ وَرَسُولِهِ إِلَى الَّذِينَ عَاهَدتُّم مِّنَ الْمُشْرِكِينَ ۝١
Baraaa`atum minal laahi wa Rasooliheee ilal lazeena `anhattum minal mushrikeen
📖 Dikany Malagasy
Fandavana tanteraka avy amin’i Allah sy ny Irany mikasika ireo mpampikambana Allah amin’ny zavatra hafa (mpanompo sampy) izay nanaovanareo fifanarahana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-3 — At-Tawbah

1بَرَاءَةٌ مِّنَ اللَّهِ وَرَسُولِهِ إِلَى الَّذِينَ عَاهَدتُّم مِّنَ الْمُشْرِكِينَ
Fandavana tanteraka avy amin’i Allah sy ny Irany mikasika ireo mpampikambana Allah amin’ny zavatra hafa (mpanompo sampy) izay nanaovanareo fifanarahana.
2فَسِيحُوا فِي الْأَرْضِ أَرْبَعَةَ أَشْهُرٍ وَاعْلَمُوا أَنَّكُمْ غَيْرُ مُعْجِزِي اللَّهِ ۙ وَأَنَّ اللَّهَ مُخْزِي الْكَافِرِينَ
Mandehana Ianareo mitety tany mandritra ny efa-bolana, dia fantaro fa tsy hampihen-danja ny herin’i Allah ianareo ary marina fa i Allah dia hanala-baraka ireo tsy mpino.
3وَأَذَانٌ مِّنَ اللَّهِ وَرَسُولِهِ إِلَى النَّاسِ يَوْمَ الْحَجِّ الْأَكْبَرِ أَنَّ اللَّهَ بَرِيءٌ مِّنَ الْمُشْرِكِينَ ۙ وَرَسُولُهُ ۚ فَإِن تُبْتُمْ فَهُوَ خَيْرٌ لَّكُمْ ۖ وَإِن تَوَلَّيْتُمْ فَاعْلَمُوا أَنَّكُمْ غَيْرُ مُعْجِزِي اللَّهِ ۗ وَبَشِّرِ الَّذِينَ كَفَرُوا بِعَذَابٍ أَلِيمٍ
Ary ity dia fanambarana avy amin’i Allah sy ilay Irany ho an’olona amin’ny andron’ny Hajy (fivahinianana masina) lehibe, fa Allah sy ny Irany dia mitsipaka tanteraka ireo mpampikambana Azy amin’ny zavatra hafa. Raha mibebaka ianareo dia tsara ho anareo izany. Raha miamboho ianareo, dia fantaro tsara fa tsy hampihen-danja ny herin’i Allah ianareo, ka lazao amin’ireo izay tsy nino fa hiatra amin’izy ireo ny sazy mamirifiry.
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
1Andininy

Fandikana — At-Tawbah 1

Surah At-Tawbah Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fandavana tanteraka avy amin’i Allah sy ny Irany mikasika ireo…

Surah Andininy 1/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers