Surah Al-'Adiyat amin'ny teny Arabo sy Malagasy
Vakio ny Surah Al-'Adiyat miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (11 Andininy — مكية). Al-'Adiyat Henoy, Al-'Adiyat Fandikana, Al-'Adiyat mp3, Al-'Adiyat pdf.Vakio sy Henoy ny Surah Al-'Adiyat
🎧 Andininy
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
—
x1
وَالْعَادِيَاتِ ضَبْحًا ١
📖 Fandikana
Andininy 1
Mianiana Aho amin'ireo soavaly haingam-pandeha misefosefo.
فَالْمُورِيَاتِ قَدْحًا ٢
📖 Fandikana
Andininy 2
Ary mamoaka pitik'afo avy amin'ny fidoboky ny kitrony.
إِنَّ الْإِنسَانَ لِرَبِّهِ لَكَنُودٌ ٦
📖 Fandikana
Andininy 6
Tena marina, ny olombelona dia mpaniratsira ny Tompony.
وَإِنَّهُ عَلَىٰ ذَٰلِكَ لَشَهِيدٌ ٧
📖 Fandikana
Andininy 7
Kanefa izy dia tena vavolombelona tokoa ny amin'izany.
وَإِنَّهُ لِحُبِّ الْخَيْرِ لَشَدِيدٌ ٨
📖 Fandikana
Andininy 8
Ary fatra-pitia mafy ihany koa ny harena.
۞ أَفَلَا يَعْلَمُ إِذَا بُعْثِرَ مَا فِي الْقُبُورِ ٩
📖 Fandikana
Andininy 9
Moa va tsy ho fantany rehefa hifokatra ireo izay ao am-pasana.
وَحُصِّلَ مَا فِي الصُّدُورِ ١٠
📖 Fandikana
Andininy 10
Ary haseho miharihary izay rehetra nokobonin'ny fo.
إِنَّ رَبَّهُم بِهِمْ يَوْمَئِذٍ لَّخَبِيرٌ ١١
📖 Fandikana
Andininy 11
Tena marina; ny Tompon'izy ireo amin'izany andro izany dia Mahalala tsara ny momba azy ireo.
Vakio Surah Al-'Adiyat Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers

