Al-'Adiyat · 6/11
Fandikana Fanononana — Surah Al-'Adiyat
إِنَّ الْإِنسَانَ لِرَبِّهِ لَكَنُودٌ ۝٦
Innal-insana lirabbihee lakanood
📖 Dikany Malagasy
Tena marina, ny olombelona dia mpaniratsira ny Tompony.

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-'Adiyat

4فَأَثَرْنَ بِهِ نَقْعًا
Sy mampitora-jofo ny vovoka.
5فَوَسَطْنَ بِهِ جَمْعًا
ary miditra eo afovoan'ny fahavalon'izy ireo.
6إِنَّ الْإِنسَانَ لِرَبِّهِ لَكَنُودٌ
Tena marina, ny olombelona dia mpaniratsira ny Tompony.
7وَإِنَّهُ عَلَىٰ ذَٰلِكَ لَشَهِيدٌ
Kanefa izy dia tena vavolombelona tokoa ny amin'izany.
8وَإِنَّهُ لِحُبِّ الْخَيْرِ لَشَدِيدٌ
Ary fatra-pitia mafy ihany koa ny harena.
Al-'AdiyatFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-'Adiyat 6

Surah Al-'Adiyat Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina, ny olombelona dia mpaniratsira ny Tompony.

Surah Andininy 6/11 — Surah Al-'Adiyat العاديات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-'Adiyat Henoy, Surah Al-'Adiyat Fandikana, Surah Al-'Adiyat mp3, Surah Al-'Adiyat pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers