Al-'Adiyat · 1/11
Fandikana Fanononana — Surah Al-'Adiyat
وَالْعَادِيَاتِ ضَبْحًا ۝١
Wal`aadi yaati dabha
📖 Dikany Malagasy
Mianiana Aho amin'ireo soavaly haingam-pandeha misefosefo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Al-'Adiyat

1وَالْعَادِيَاتِ ضَبْحًا
Mianiana Aho amin'ireo soavaly haingam-pandeha misefosefo.
2فَالْمُورِيَاتِ قَدْحًا
Ary mamoaka pitik'afo avy amin'ny fidoboky ny kitrony.
3فَالْمُغِيرَاتِ صُبْحًا
Manafika tampoka amin'ny andro vao maraina.
Al-'AdiyatFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-'Adiyat 1

Surah Al-'Adiyat Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mianiana Aho amin'ireo soavaly haingam-pandeha misefosefo.

Surah Andininy 1/11 — Surah Al-'Adiyat العاديات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-'Adiyat Henoy, Surah Al-'Adiyat Fandikana, Surah Al-'Adiyat mp3, Surah Al-'Adiyat pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers