Al-'Adiyat · 11/11
Fandikana Fanononana — Surah Al-'Adiyat
إِنَّ رَبَّهُم بِهِمْ يَوْمَئِذٍ لَّخَبِيرٌ ۝١١
Inna rabbahum bihim yauma `izil la khabeer
📖 Dikany Malagasy
Tena marina; ny Tompon'izy ireo amin'izany andro izany dia Mahalala tsara ny momba azy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 9-11 — Surah Al-'Adiyat

9۞ أَفَلَا يَعْلَمُ إِذَا بُعْثِرَ مَا فِي الْقُبُورِ
Moa va tsy ho fantany rehefa hifokatra ireo izay ao am-pasana.
10وَحُصِّلَ مَا فِي الصُّدُورِ
Ary haseho miharihary izay rehetra nokobonin'ny fo.
11إِنَّ رَبَّهُم بِهِمْ يَوْمَئِذٍ لَّخَبِيرٌ
Tena marina; ny Tompon'izy ireo amin'izany andro izany dia Mahalala tsara ny momba azy ireo.
Al-'AdiyatFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Al-'Adiyat 11

Surah Al-'Adiyat Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina; ny Tompon'izy ireo amin'izany andro izany dia Mahalala…

Surah Andininy 11/11 — Surah Al-'Adiyat العاديات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-'Adiyat Henoy, Surah Al-'Adiyat Fandikana, Surah Al-'Adiyat mp3, Surah Al-'Adiyat pdf. Andininy 9–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers