Surah At-Tin amin'ny teny Arabo sy Malagasy

Vakio ny Surah At-Tin miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (8 Andininy — مكية). At-Tin Henoy, At-Tin Fandikana, At-Tin mp3, At-Tin pdf.

Vakio sy Henoy ny Surah At-Tin

🎧 Andininy
M Mishary Rashid Alafasy
M Mahmoud Khalil Al-Husary
A Abdurrahman As-Sudais
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi
A Abdul Basit Abdul Samad
A Ali Al-Hudhaify
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy
A Abu Bakr Ash-Shaatree
M Muhammad Ayyoub
A Abdullah Basfar
A Abdullah Al-Juhani
M Maher Al Muaiqly
x1
وَالتِّينِ وَالزَّيْتُونِ ۝١
📖 Fandikana Andininy 1
Mianiana Aho amin'ny aviavy sy ny hazon'oliva.
وَطُورِ سِينِينَ ۝٢
📖 Fandikana Andininy 2
Sy amin'ny tendrombohitra Sinay.
وَهَٰذَا الْبَلَدِ الْأَمِينِ ۝٣
📖 Fandikana Andininy 3
Amin'ity tanàna mandry fahalemana ity.
لَقَدْ خَلَقْنَا الْإِنسَانَ فِي أَحْسَنِ تَقْوِيمٍ ۝٤
📖 Fandikana Andininy 4
Fa noharianay ho tonga lafatra tokoa ny olombelona.
ثُمَّ رَدَدْنَاهُ أَسْفَلَ سَافِلِينَ ۝٥
📖 Fandikana Andininy 5
Ary naverinay any amin'ny farany ambany indrindra.
إِلَّا الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ فَلَهُمْ أَجْرٌ غَيْرُ مَمْنُونٍ ۝٦
📖 Fandikana Andininy 6
afa-tsy izay nino sy nanao asa soa no tsy hitsahatra ka hahazo valisoa tsy manam-petra.
فَمَا يُكَذِّبُكَ بَعْدُ بِالدِّينِ ۝٧
📖 Fandikana Andininy 7
Koa raha izany ary, inona no andainganao ny Andro farany ?
أَلَيْسَ اللَّهُ بِأَحْكَمِ الْحَاكِمِينَ ۝٨
📖 Fandikana Andininy 8
Moa tsy Allah va no mpitsara mendrika indrindra?
← 94 At-Tin (95/114) 96 →
Vakio Surah At-Tin Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo

95التين At-Tin 📚 8 Andininy مكية

Andininy isan-tsokajy – Surah At-Tin — 8 Andininy




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers