PDF —
8 Andininy Meccan PDF
Built right in your browser — download starts automatically

Surah At-Tin pdf — Alaino (Malagasy)

Surah At-Tin pdf Malagasy — Alaino Surah At-Tin Fandikana. Surah At-Tin (Meccan) 8 Andininy.



8 Andininy · Meccan · Malagasy
bismillah
ﭫﭬﭭ
95:1 Mianiana Aho amin'ny aviavy sy ny hazon'oliva.
ﭮﭯﭰ
95:2 Sy amin'ny tendrombohitra Sinay.
ﭱﭲﭳﭴ
95:3 Amin'ity tanàna mandry fahalemana ity.
ﭵﭶﭷﭸﭹﭺﭻ
95:4 Fa noharianay ho tonga lafatra tokoa ny olombelona.
ﭼﭽﭾﭿﮀ
95:5 Ary naverinay any amin'ny farany ambany indrindra.
ﮁﮂﮃﮄﮅﮆﮇﮈﮉﮊ
95:6 afa-tsy izay nino sy nanao asa soa no tsy hitsahatra ka hahazo valisoa tsy manam-petra.
ﮋﮌﮍﮎﮏ
95:7 Koa raha izany ary, inona no andainganao ny Andro farany ?
ﮐﮑﮒﮓﮔ
95:8 Moa tsy Allah va no mpitsara mendrika indrindra?

Koraña Masina


Wednesday, September 9, 2026

Don't forget us in your sincere prayers