At-Tin · 2/8
Fandikana Fanononana — Surah At-Tin
وَطُورِ سِينِينَ ۝٢
Wa toori sineen
📖 Dikany Malagasy
Sy amin'ny tendrombohitra Sinay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah At-Tin

1وَالتِّينِ وَالزَّيْتُونِ
Mianiana Aho amin'ny aviavy sy ny hazon'oliva.
2وَطُورِ سِينِينَ
Sy amin'ny tendrombohitra Sinay.
3وَهَٰذَا الْبَلَدِ الْأَمِينِ
Amin'ity tanàna mandry fahalemana ity.
4لَقَدْ خَلَقْنَا الْإِنسَانَ فِي أَحْسَنِ تَقْوِيمٍ
Fa noharianay ho tonga lafatra tokoa ny olombelona.
At-TinFizahan-takila Koraña
8Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — At-Tin 2

Surah At-Tin Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sy amin'ny tendrombohitra Sinay.

Surah Andininy 2/8 — Surah At-Tin التين (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah At-Tin Henoy, Surah At-Tin Fandikana, Surah At-Tin mp3, Surah At-Tin pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers