Al-Ikhlas · 2/4
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ikhlas
اللَّهُ الصَّمَدُ ۝٢
Allah hus-samad
📖 Dikany Malagasy
Allah ilay hany ianteheran'ny rehetra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Al-Ikhlas

1قُلْ هُوَ اللَّهُ أَحَدٌ
Lazao hoe : "Allah dia Tokana."
2اللَّهُ الصَّمَدُ
Allah ilay hany ianteheran'ny rehetra.
3لَمْ يَلِدْ وَلَمْ يُولَدْ
Tsy niteraka Izy no tsy nateraka ihany koa.
4وَلَمْ يَكُن لَّهُ كُفُوًا أَحَدٌ
Ary tsy misy na dia iray aza mitovy Aminy.
Al-IkhlasFizahan-takila Koraña
4Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Ikhlas 2

Surah Al-Ikhlas Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Allah ilay hany ianteheran'ny rehetra.

Surah Andininy 2/4 — Surah Al-Ikhlas الإخلاص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ikhlas Henoy, Surah Al-Ikhlas Fandikana, Surah Al-Ikhlas mp3, Surah Al-Ikhlas pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers