Al-Ahqaf · 1/35
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ahqaf
حم ۝١
Haa-Meeeem
📖 Dikany Malagasy
Hà Mîm

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Al-Ahqaf

1حم
Hà Mîm
2تَنزِيلُ الْكِتَابِ مِنَ اللَّهِ الْعَزِيزِ الْحَكِيمِ
Ny fanambarana ny Boky dia avy amin'Andriamanitra Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.
3مَا خَلَقْنَا السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ وَمَا بَيْنَهُمَا إِلَّا بِالْحَقِّ وَأَجَلٍ مُّسَمًّى ۚ وَالَّذِينَ كَفَرُوا عَمَّا أُنذِرُوا مُعْرِضُونَ
Tsy noharianay ny lanitra sy ny tany sy izay eo anelanelany raha tsy tamim-pahamarinana, ary ho amin'ny fotoana voafetra.Tsy miraharaha amin'izay nampitandremana azy ireo ny tsy mpino.
Al-AhqafFizahan-takila Koraña
35Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-Ahqaf 1

Surah Al-Ahqaf Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Hà Mîm

Surah Andininy 1/35 — Surah Al-Ahqaf الأحقاف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ahqaf Henoy, Surah Al-Ahqaf Fandikana, Surah Al-Ahqaf mp3, Surah Al-Ahqaf pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers