Al-Ahqaf · 2/35
Fandikana Fanononana — Surah Al-Ahqaf
تَنزِيلُ الْكِتَابِ مِنَ اللَّهِ الْعَزِيزِ الْحَكِيمِ ۝٢
Tanzeelul Kitaabi minal laahil-`Azeezil Hakeem
📖 Dikany Malagasy
Ny fanambarana ny Boky dia avy amin'Andriamanitra Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Al-Ahqaf

1حم
Hà Mîm
2تَنزِيلُ الْكِتَابِ مِنَ اللَّهِ الْعَزِيزِ الْحَكِيمِ
Ny fanambarana ny Boky dia avy amin'Andriamanitra Ilay Tsitoha, Ilay be Fahendrena.
3مَا خَلَقْنَا السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ وَمَا بَيْنَهُمَا إِلَّا بِالْحَقِّ وَأَجَلٍ مُّسَمًّى ۚ وَالَّذِينَ كَفَرُوا عَمَّا أُنذِرُوا مُعْرِضُونَ
Tsy noharianay ny lanitra sy ny tany sy izay eo anelanelany raha tsy tamim-pahamarinana, ary ho amin'ny fotoana voafetra.Tsy miraharaha amin'izay nampitandremana azy ireo ny tsy mpino.
4قُلْ أَرَأَيْتُم مَّا تَدْعُونَ مِن دُونِ اللَّهِ أَرُونِي مَاذَا خَلَقُوا مِنَ الْأَرْضِ أَمْ لَهُمْ شِرْكٌ فِي السَّمَاوَاتِ ۖ ائْتُونِي بِكِتَابٍ مِّن قَبْلِ هَٰذَا أَوْ أَثَارَةٍ مِّنْ عِلْمٍ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Dia lazao hoe : "Ahoana no fahitanareo ireo izay antsoinareo ankoatra an'I Allah" ? Asehoy ahy ary izay namboarin'izy ireo avy amin'ny tany ! Sa misy fiarahan'izy ireo amin'Allah va any an-danitra ? Itondrao boky talohan'ity aho, na izay sisa tavela amin'ny fahalalana, raha mpilaza ny marina ianareo. "
Al-AhqafFizahan-takila Koraña
35Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Ahqaf 2

Surah Al-Ahqaf Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ny fanambarana ny Boky dia avy amin'Andriamanitra Ilay Tsitoha, Ilay…

Surah Andininy 2/35 — Surah Al-Ahqaf الأحقاف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Ahqaf Henoy, Surah Al-Ahqaf Fandikana, Surah Al-Ahqaf mp3, Surah Al-Ahqaf pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers