Al-Maidah · 49/120
Fandikana Fanononana — Al-Maidah
وَأَنِ احْكُم بَيْنَهُم بِمَا أَنزَلَ اللَّهُ وَلَا تَتَّبِعْ أَهْوَاءَهُمْ وَاحْذَرْهُمْ أَن يَفْتِنُوكَ عَن بَعْضِ مَا أَنزَلَ اللَّهُ إِلَيْكَ ۖ فَإِن تَوَلَّوْا فَاعْلَمْ أَنَّمَا يُرِيدُ اللَّهُ أَن يُصِيبَهُم بِبَعْضِ ذُنُوبِهِمْ ۗ وَإِنَّ كَثِيرًا مِّنَ النَّاسِ لَفَاسِقُونَ ٤٩
Transliteration
Wa anih kum bainahum bimaaa anzalal laahu wa laa tattabi` ahwaaa`ahum wahzarhum ai yaftinooka `am ba`di maaa anzalal laahu ilaika fa in tawallaw fa`lam annamaa yureedul laahu ai yuseebahum biba`di zunoobihim; wa inna kaseeram minan naasi lafaasiqoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Koa mitsarà ny amin’izy ireo arak’izay nampidinin’I Allah. Ary aza manaraka ny sitrapon’izy ireo ianao ary mitandrema amin’izy ireo ianao mba tsy hampanalavitra anao amin’ny ampahan’ny fanambarana izay nampidinin’I Allah taminao. Fa raha mitodi-damosina izy ireo dia fantaro fa tena tian’I Allah ny hanasazy azy ireo noho ny sasan-tsasany amin’ny fahotan’izy ireo. Ary tena marina fa maro amin’ny olombelona no tena mpanao ratsy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 47-51 — Al-Maidah
47وَلْيَحْكُمْ أَهْلُ الْإِنجِيلِ بِمَا أَنزَلَ اللَّهُ فِيهِ ۚ وَمَن لَّمْ يَحْكُم بِمَا أَنزَلَ اللَّهُ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْفَاسِقُونَ
Ary aoka ireo ny olon’ny boky masina evanjily hitsara arak’izay nampidinin’I Allah ao aminy. Ary izay tsy mitsara arak’izay nampidinin’I Allah dia ireny no tena ratsy fitondran-tena tokoa.
48وَأَنزَلْنَا إِلَيْكَ الْكِتَابَ بِالْحَقِّ مُصَدِّقًا لِّمَا بَيْنَ يَدَيْهِ مِنَ الْكِتَابِ وَمُهَيْمِنًا عَلَيْهِ ۖ فَاحْكُم بَيْنَهُم بِمَا أَنزَلَ اللَّهُ ۖ وَلَا تَتَّبِعْ أَهْوَاءَهُمْ عَمَّا جَاءَكَ مِنَ الْحَقِّ ۚ لِكُلٍّ جَعَلْنَا مِنكُمْ شِرْعَةً وَمِنْهَاجًا ۚ وَلَوْ شَاءَ اللَّهُ لَجَعَلَكُمْ أُمَّةً وَاحِدَةً وَلَٰكِن لِّيَبْلُوَكُمْ فِي مَا آتَاكُمْ ۖ فَاسْتَبِقُوا الْخَيْرَاتِ ۚ إِلَى اللَّهِ مَرْجِعُكُمْ جَمِيعًا فَيُنَبِّئُكُم بِمَا كُنتُمْ فِيهِ تَخْتَلِفُونَ
Ary nampidininay aminao ny boky feno fahamarinana, manamafy ny boky izay teo alohany, ary manan-kery eo anatrehany, ka tsarao izy ireo araka izay nampidinin’I Allah. Ary aza manaraka ny sitrapon’izy ireo ,izay manalavitra ny fahamarinana tonga taminao.Efa nanaovanay lalàna sy drafitr’asa ny tsirairay aminareo. Ary raha sitrak’I Allah, dia nataony ho vahoaka iray ianareo. Kanefa mba ho fitsapana anareo amin’izay nomeny anareo. Ka mifaninana ianareo amin’ny fanaovana ireo asa tsara. Any amin’I Allah no tsy maintsy hiverenanareo rehetra ka ho lazainy aminareo izay rehetra nampifanolana anareo momba Azy.
49وَأَنِ احْكُم بَيْنَهُم بِمَا أَنزَلَ اللَّهُ وَلَا تَتَّبِعْ أَهْوَاءَهُمْ وَاحْذَرْهُمْ أَن يَفْتِنُوكَ عَن بَعْضِ مَا أَنزَلَ اللَّهُ إِلَيْكَ ۖ فَإِن تَوَلَّوْا فَاعْلَمْ أَنَّمَا يُرِيدُ اللَّهُ أَن يُصِيبَهُم بِبَعْضِ ذُنُوبِهِمْ ۗ وَإِنَّ كَثِيرًا مِّنَ النَّاسِ لَفَاسِقُونَ
Koa mitsarà ny amin’izy ireo arak’izay nampidinin’I Allah. Ary aza manaraka ny sitrapon’izy ireo ianao ary mitandrema amin’izy ireo ianao mba tsy hampanalavitra anao amin’ny ampahan’ny fanambarana izay nampidinin’I Allah taminao. Fa raha mitodi-damosina izy ireo dia fantaro fa tena tian’I Allah ny hanasazy azy ireo noho ny sasan-tsasany amin’ny fahotan’izy ireo. Ary tena marina fa maro amin’ny olombelona no tena mpanao ratsy.
50أَفَحُكْمَ الْجَاهِلِيَّةِ يَبْغُونَ ۚ وَمَنْ أَحْسَنُ مِنَ اللَّهِ حُكْمًا لِّقَوْمٍ يُوقِنُونَ
Moa ve ny fitsarana tamin’ny andron’ny habadoana no tadiavin’izy ireo? Ary iza no manao fitsarana mendrika noho Allah, ho an’ireo vahoaka feno fitokisana?
51۞ يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَتَّخِذُوا الْيَهُودَ وَالنَّصَارَىٰ أَوْلِيَاءَ ۘ بَعْضُهُمْ أَوْلِيَاءُ بَعْضٍ ۚ وَمَن يَتَوَلَّهُم مِّنكُمْ فَإِنَّهُ مِنْهُمْ ۗ إِنَّ اللَّهَ لَا يَهْدِي الْقَوْمَ الظَّالِمِينَ
O ianareo mpino! Aza mandray ireo jiosy sy kristianina ho mpiahy ianareo, izy ireo dia samy mifampiahy, ary izay maka azy ireo ho mpiahy aminareo dia efa namany. Tena marina fa Allah dia tsy mitari-dalana ny vahoaka mpanao ny tsy rariny.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
49Andininy
Fandikana — Al-Maidah 49
Surah Al-Maidah Andininy 49 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Koa mitsarà ny amin’izy ireo arak’izay nampidinin’I Allah. Ary aza…Surah Andininy 49/120 — Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Maidah Henoy, Al-Maidah Fandikana, Al-Maidah mp3, Al-Maidah pdf. Andininy 47–51. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








