Al-Qamar · 2/55
Fandikana Fanononana — Al-Qamar
وَإِن يَرَوْا آيَةً يُعْرِضُوا وَيَقُولُوا سِحْرٌ مُّسْتَمِرٌّ ۝٢
Wa iny yaraw aayatany yu`ridoo wa yaqooloo sihrum mustamirr
📖 Dikany Malagasy
Raha mahita fahagagana izy ireo, dia manome lamosina, ka miteny hoe : “ Majika maharitra izany ! ”
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-4 — Al-Qamar

1اقْتَرَبَتِ السَّاعَةُ وَانشَقَّ الْقَمَرُ
Manakaiky ilay ora, ary mitresaka ny volana.
2وَإِن يَرَوْا آيَةً يُعْرِضُوا وَيَقُولُوا سِحْرٌ مُّسْتَمِرٌّ
Raha mahita fahagagana izy ireo, dia manome lamosina, ka miteny hoe : “ Majika maharitra izany ! ”
3وَكَذَّبُوا وَاتَّبَعُوا أَهْوَاءَهُمْ ۚ وَكُلُّ أَمْرٍ مُّسْتَقِرٌّ
Ary lazainy fa lainga, ka manaraka ny sitrapony izy ireo, nefa dia ho avy amin ‘ny fotoana ny zavatra tsirairay.
4وَلَقَدْ جَاءَهُم مِّنَ الْأَنبَاءِ مَا فِيهِ مُزْدَجَرٌ
Nahazo vaovao izay nampitandrina azy anefa izy ireo.
Al-QamarFizahan-takila Koraña
55Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Qamar 2

Surah Al-Qamar Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha mahita fahagagana izy ireo, dia manome lamosina, ka miteny…

Surah Andininy 2/55 — Al-Qamar القمر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Qamar Henoy, Al-Qamar Fandikana, Al-Qamar mp3, Al-Qamar pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers