Ibrahim · 1/52
Fandikana Fanononana — Ibrahim
الر ۚ كِتَابٌ أَنزَلْنَاهُ إِلَيْكَ لِتُخْرِجَ النَّاسَ مِنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ بِإِذْنِ رَبِّهِمْ إِلَىٰ صِرَاطِ الْعَزِيزِ الْحَمِيدِ ١
Transliteration
Alif-Laaam-Raa; Kitaabun anzalnaahu ilaika litukhrijan-naasa minaz zulumaati ilan noori bi-izni Rabbihim ilaa siraatil `Azeezil Hameed
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
ALIF, LAM, RA. Ity ilay Boky izay nampidininay Aminao mba hamoahanao ireo Olona ao anaty haizina hankany amin’ny hazavana, amin’ny alàlan’ny Tompon’izy ireo, ho amin’ny làlan’ilay Mahery, ilay Mendri-piderana.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 1-3 — Ibrahim
1الر ۚ كِتَابٌ أَنزَلْنَاهُ إِلَيْكَ لِتُخْرِجَ النَّاسَ مِنَ الظُّلُمَاتِ إِلَى النُّورِ بِإِذْنِ رَبِّهِمْ إِلَىٰ صِرَاطِ الْعَزِيزِ الْحَمِيدِ
ALIF, LAM, RA. Ity ilay Boky izay nampidininay Aminao mba hamoahanao ireo Olona ao anaty haizina hankany amin’ny hazavana, amin’ny alàlan’ny Tompon’izy ireo, ho amin’ny làlan’ilay Mahery, ilay Mendri-piderana.
2اللَّهِ الَّذِي لَهُ مَا فِي السَّمَاوَاتِ وَمَا فِي الْأَرْضِ ۗ وَوَيْلٌ لِّلْكَافِرِينَ مِنْ عَذَابٍ شَدِيدٍ
Allah, izay Azy ny zavatra rehetra, any andanitra sy ety ambonin’ny tany. Ary loza ho an’ireo tsy mpino, amin’ny famaizana mafy (izay ho azon’izy ireo).
3الَّذِينَ يَسْتَحِبُّونَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا عَلَى الْآخِرَةِ وَيَصُدُّونَ عَن سَبِيلِ اللَّهِ وَيَبْغُونَهَا عِوَجًا ۚ أُولَٰئِكَ فِي ضَلَالٍ بَعِيدٍ
Ireo izay tia ny fiainana eto an-tany nohon'ny fiainana any an-koatra, misakana ny làlan’i Allah sy mitady hampiolaka izany : Izy ireny dia ho very tanteraka tokoa.
IbrahimFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
1Andininy
Fandikana — Ibrahim 1
Surah Ibrahim Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ALIF, LAM, RA. Ity ilay Boky izay nampidininay Aminao mba…Surah Andininy 1/52 — Ibrahim إبراهيم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ibrahim Henoy, Ibrahim Fandikana, Ibrahim mp3, Ibrahim pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








