Al-Baqarah · 157/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
أُولَٰئِكَ عَلَيْهِمْ صَلَوَاتٌ مِّن رَّبِّهِمْ وَرَحْمَةٌ ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُهْتَدُونَ ۝١٥٧
Ulaaa`ika `alaihim salawaatun mir Rabbihim wa rahma; wa ulaaa`ika humul muhtadoon
📖 Dikany Malagasy
Izy ireny no hahazo ny tso-drano avy amin’ny Tompony sy ny indrafony. ary izy ireny no tena voatari-dàlana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 155-159 — Al-Baqarah

155وَلَنَبْلُوَنَّكُم بِشَيْءٍ مِّنَ الْخَوْفِ وَالْجُوعِ وَنَقْصٍ مِّنَ الْأَمْوَالِ وَالْأَنفُسِ وَالثَّمَرَاتِ ۗ وَبَشِّرِ الصَّابِرِينَ
Fa Izahay dia tsy maintsy mampandalo fitsapana anareo amin’ny tebiteby, hanoanana, fihenan-karena sy ny olona ary ny vokatra. Koa ilazao vaovao mahafaly ireo manampaharetana;
156الَّذِينَ إِذَا أَصَابَتْهُم مُّصِيبَةٌ قَالُوا إِنَّا لِلَّهِ وَإِنَّا إِلَيْهِ رَاجِعُونَ
Ireo izay, raha misy fahoriana manjò azy ireo, dia miteny hoe : “ tena marina fa an’Allah izahay ary any Aminy tokoa no hiverenanay ".
157أُولَٰئِكَ عَلَيْهِمْ صَلَوَاتٌ مِّن رَّبِّهِمْ وَرَحْمَةٌ ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُهْتَدُونَ
Izy ireny no hahazo ny tso-drano avy amin’ny Tompony sy ny indrafony. ary izy ireny no tena voatari-dàlana.
158۞ إِنَّ الصَّفَا وَالْمَرْوَةَ مِن شَعَائِرِ اللَّهِ ۖ فَمَنْ حَجَّ الْبَيْتَ أَوِ اعْتَمَرَ فَلَا جُنَاحَ عَلَيْهِ أَن يَطَّوَّفَ بِهِمَا ۚ وَمَن تَطَوَّعَ خَيْرًا فَإِنَّ اللَّهَ شَاكِرٌ عَلِيمٌ
Tena marina fa ny tendrombohitr’i Safà sy Marwà, dia anisan’ireo toerana Masin'i Allah, ka na iza na iza manao Hajj sy Oumra any amin’ilay trano masina dia tsy misy tsiny raha mivezivezy (im-pito) eo anelanelan’izy roa. Ary na iza na iza manao asa soa mihoatra an-tsitrapo, dia Allah no mahay mankasitraka indrindra sy Mahalàla ny zavatra rehetra.
159إِنَّ الَّذِينَ يَكْتُمُونَ مَا أَنزَلْنَا مِنَ الْبَيِّنَاتِ وَالْهُدَىٰ مِن بَعْدِ مَا بَيَّنَّاهُ لِلنَّاسِ فِي الْكِتَابِ ۙ أُولَٰئِكَ يَلْعَنُهُمُ اللَّهُ وَيَلْعَنُهُمُ اللَّاعِنُونَ
Tena marina fa ireo manafina izay nampidininay, amin’ireo porofo maro samihafa sy ny tari-dàlana, taorian’ny nanazavanay izany tamin'ny olombelona, tao anatin’ny Boky, izy ireny no ozonin’Allah ary hanozona azy ireo koa ireo mpanozona.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
157Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 157

Surah Al-Baqarah Andininy 157 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy ireny no hahazo ny tso-drano avy amin’ny Tompony sy…

Surah Andininy 157/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 155–159. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers