Al-Baqarah · 156/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
الَّذِينَ إِذَا أَصَابَتْهُم مُّصِيبَةٌ قَالُوا إِنَّا لِلَّهِ وَإِنَّا إِلَيْهِ رَاجِعُونَ ١٥٦
Transliteration
Allazeena izaaa asaabathum museebatun qaalooo innaa lillaahi wa innaaa ilaihi raaji`oon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay, raha misy fahoriana manjò azy ireo, dia miteny hoe : “ tena marina fa an’Allah izahay ary any Aminy tokoa no hiverenanay ".
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 154-158 — Al-Baqarah
154وَلَا تَقُولُوا لِمَن يُقْتَلُ فِي سَبِيلِ اللَّهِ أَمْوَاتٌ ۚ بَلْ أَحْيَاءٌ وَلَٰكِن لَّا تَشْعُرُونَ
Aza lazainareo ho toy ny maty rehetra izay namoy ny ainy tamin’ny làlan’Allah. Fa raha ny marina, dia velona izy ireny, fa saingy tsy mahatsapa izany ianareo.
155وَلَنَبْلُوَنَّكُم بِشَيْءٍ مِّنَ الْخَوْفِ وَالْجُوعِ وَنَقْصٍ مِّنَ الْأَمْوَالِ وَالْأَنفُسِ وَالثَّمَرَاتِ ۗ وَبَشِّرِ الصَّابِرِينَ
Fa Izahay dia tsy maintsy mampandalo fitsapana anareo amin’ny tebiteby, hanoanana, fihenan-karena sy ny olona ary ny vokatra. Koa ilazao vaovao mahafaly ireo manampaharetana;
156الَّذِينَ إِذَا أَصَابَتْهُم مُّصِيبَةٌ قَالُوا إِنَّا لِلَّهِ وَإِنَّا إِلَيْهِ رَاجِعُونَ
Ireo izay, raha misy fahoriana manjò azy ireo, dia miteny hoe : “ tena marina fa an’Allah izahay ary any Aminy tokoa no hiverenanay ".
157أُولَٰئِكَ عَلَيْهِمْ صَلَوَاتٌ مِّن رَّبِّهِمْ وَرَحْمَةٌ ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُهْتَدُونَ
Izy ireny no hahazo ny tso-drano avy amin’ny Tompony sy ny indrafony. ary izy ireny no tena voatari-dàlana.
158۞ إِنَّ الصَّفَا وَالْمَرْوَةَ مِن شَعَائِرِ اللَّهِ ۖ فَمَنْ حَجَّ الْبَيْتَ أَوِ اعْتَمَرَ فَلَا جُنَاحَ عَلَيْهِ أَن يَطَّوَّفَ بِهِمَا ۚ وَمَن تَطَوَّعَ خَيْرًا فَإِنَّ اللَّهَ شَاكِرٌ عَلِيمٌ
Tena marina fa ny tendrombohitr’i Safà sy Marwà, dia anisan’ireo toerana Masin'i Allah, ka na iza na iza manao Hajj sy Oumra any amin’ilay trano masina dia tsy misy tsiny raha mivezivezy (im-pito) eo anelanelan’izy roa. Ary na iza na iza manao asa soa mihoatra an-tsitrapo, dia Allah no mahay mankasitraka indrindra sy Mahalàla ny zavatra rehetra.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
156Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 156
Surah Al-Baqarah Andininy 156 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay, raha misy fahoriana manjò azy ireo, dia miteny…Surah Andininy 156/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 154–158. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








